You are here: home > Forum

Inona avy ny fandaharana momba ny fiara tsara?

Lohahevitra : Fiarakodia
Fitohizan'ny hafatra : Inona avy ny fandaharana momba ny fiara tsara?
Valiny : 4
sitlo - 21/03/2013 14:11
Mba mitady fandaharana tsara momba ny fiara aho fa tsy dia mahita loatra.
Top gear, izay fandaharana anglisy ihany no hitako. http://www.justin.tv/broadcaster__stig01#/w/5167182576/7

Misy hafa tsara ve? Ilay resaka mekanika sy kit ireny no tadiaviko, fa ilay top gear resaka vam vaovao fotsiny.
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 21/03/2013 22:20
Ny ahy mijery rally dé vita formule 1 ireny ohatra
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 23/03/2013 13:32
Salut,

amin'ny discovery channel misy mahaliana ihany indraindray
Valio | Miverina eny ambony
sitlo - 27/03/2013 19:24
Misaotra fa misy hodinihina
Valio | Miverina eny ambony
hyundaigallope - 19/10/2015 11:21
Top gear izany farakizay ratsy tena ratsy
ireto no mlay,AUTO MOTO de TF1 dimanche 11H
TURBO de M6 lundi 10H
DIRECT AUTO de D8 Dimanche soir 17H45
AUTO DE REVE de nat geo dimanche 14H
Valio | Miverina eny ambony