Filazana manjo eto serasera

1. saho ( 19/03/2013 13:14)
Salut hery,
ary toa tsy mitombona taona 2013 le fampilazana amin io takelaka io
sa takelaka efa tsy mitombona intsony io
Mahagaga, efa maro be ny filazana manjo etsy sy eroa fa eto toa tsy misy filazana manjo ara potoana
Mirary soa
novalian'i hery ny 21/03/2013 07:45
2. hery ( 21/03/2013 07:45)
Zara aza mba tsy misy kou :-)

Izany hoe izay mandefa filazana aty ka milaza mivantana hoe mba apetraho ao dia izay ihany no mipetraka ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0981