Fanekena ny fangatahana hiditra membre @ discussion

1. vegas ( 09/03/2013 00:45)
Miarahaba Hery, possible ve anaovana système cochage ny fanekena ireo fangatahan'oul hiditra membre amin'ny dinika manokana (lasa vondrona izy ankehitriny ra tsy diso aho). Tena ela be lay miclik tsirairay "EKENA" nefa efa ho 170 ny isany ao.
Misaotra anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1619