Toro-làlana mikasika ny lyen

1. manir ( 06/03/2013 07:53)
Azafady re tpko raha sitrakao mba asiana takelaka mikasika azy io@teny mg fa maro no mbola tsyhay ka manahirana,mstr tpk
2. hery ( 06/03/2013 09:01)
Inona izany lyen?
3. manir ( 06/03/2013 12:50)

[quote=hery]
...lyen?
azfd tpko,nisy ROHYmbola tsyfantatro voatsindriko dia tsy nandeha intsony nyFBK(ko)teo,mstr tpko
4. hery ( 06/03/2013 13:56)
tsy azoko mihitsy

1. Inona no tianao hatao?
2. Inona no tsy mety amin'ny ataonao?
3. Inona no vahaolana?
5. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 08:57)
lien(s) kosa fa diso izy e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1188