Sity fandikana teny

1. Nehemiah ( 26/02/2013 13:25)
Mainka ho 90%-n'ny net no teny anglisy avokoa. Nefa tsy voatery havanana @ teny anglisy daholo antsika gasy. Ka ity misy sity fandikan-teny tena tsara kalitao :

http://www.wordreference.com/
novalian'i Jessimi ny 03/02/2014 09:07
2. rakhaba ( 12/03/2013 11:26)
Misaotra e
3. irdna ( 07/10/2013 08:11)
mankasitraka
4. Jessimi ( 30/01/2014 11:18)
Salama?

Sao misy mahafantatra takelaka mandika teny anglisy na frantsay ho teny malagasy?
Tsy lahatsoratra akory no tiako adika fa voambolana ihany:
- lagoon / lagon
- mackerel / maquereau
- ecosystem / écosystème

Misaotra mialoha
5. Nehemiah ( 31/01/2014 16:15)
tenymalagasy.org ihany no mba fantatro
6. Jessimi ( 03/02/2014 09:07)
Mankasitraka Nehemiah a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1446