Mpanofatrona sy Tompontrano

1. chantrire ( 22/02/2013 09:29)
Nisy mpanofatrano iray efa nipetraka 25 taona tao amin' ny trano iray.Efa manomboka tsy mahaloa hofatrano intsony izy ireo amizao satria milaza fa krizy. Dia nolazainy ary izahay tompontrano fa tokony tsy handoa intsony hono izy fa efa 25 taona izao izy no tao. Hafakely ity zava- niseho ity ka mba mangataka soso-kevitra amintsika fa sahirantsaina izahay.
novalian'i ketty ny 22/09/2015 15:10
2. jobiely ( 25/02/2013 07:34)
Aza manaiky anzany fa rehefa tsy mahaloa D esory. Ianareo foana no topotrano na 100 taona ary izy mipetraka ao. Mitady ho fetsifetsy zany olona zany.
3. hery ( 26/02/2013 11:12)
Tsy mora ny manala olona ohatra an'izany an. Tsy haiko hoe ahoana ny lalàna ao Dago ho an'ny fanalàna mpanofa trano.
4. chantrire ( 01/03/2013 09:38)

jobiely:

Aza manaiky anzany fa rehefa tsy mahaloa D esory. Ianareo foana no topotrano na 100 taona ary izy mipetraka ao. Mitady ho fetsifetsy zany olona zany.

Misaotra anao nanome soso- kevitra fa tena tsy rariny mintsy ny ataony anay.
5. chantrire ( 01/03/2013 09:42)

hery:

Tsy mora ny manala olona ohatra an'izany an. Tsy haiko hoe ahoana ny lalàna ao Dago ho an'ny fanalàna mpanofa trano.

Tena misy lalàna mintsy ry Hery ilay fanalana mpanofatrano ary mandalo dingana maromaro izy io. Misaotra nanome soso- kevitra fa saika nanao foana enti - katezerana fotsiny hanala azy teo. Hay moa mbola manao taratasy mazava tsara vao manala azy.
6. miarana ( 28/04/2013 20:37)
Ento am-pahendrena namana a.
Toa anay mantsy tamin'ny ranomaso no nitalahoanay ny tompotrano mba tsy asoriny izahay na dia ampiakariny aza ny hofan-trano. Saingy tsy nanaiky izy fa ny zanany hono no hipetraka ao.
Kinanjo rehefa niala izahay dia tsy tian'ny zanany ndray ilay trano...
7. moi ( 23/05/2013 11:24)
ny an'ny bebenay zay, épicerie amoron-dàlana mety efa nihoatra 25 taona aza, sinoa no nanofa, fa natao ara-dalàna mihitsy, nasiana préavis sns ...Fa tsy nahazo natao épicerie intsony hono ilay trano ao anatin'ny tsy haiko hoe firy taona (hoy ny lalàna an) ; ilay sinoa nanokatra teo akaiky teo ihany.
8. tanimamiko ( 25/07/2013 12:52)
slt, omena préavis ilay mpanofa,raha ny tokony ho izy de 3mois hiomananay hitadiavany trano,anaty ny 3 mois de préavis io de mbola mandoa hofatrano izy raha toa ka tsy nanome caution (vola antoka ) t@ fidirany.Atao 3 copies io préavis io ka:
1) alefa recommandé avec accusé de reception @ poste ny an i mpanofa fa tsy tolorana tanana satria mety ho fetsy izy de lazainy fa tsy vorainy(refa voarainy io de mahazo avis de reception avy @ poste ny tompontrano manambara fa voarain ilay mpanofa ny préavis(tsy afa miala izy @ io ka ampirimo tsara hatra@ farany io accusé de reception io sao miakatra tribunal ny raharaha).
2) ny kopia faharoa de tazomy ho anao tompotrano
3)Ny kopia fahatelo dia atero any @ fokontany
Ny tena tsara aza de asina fitomboka fanamarinana any @ fokontany daholo ireo kopia 3 ireo vao alefa ny an i mpanofnaio no dingana volohany
Dingana faharoa:Raha mbola tsy mety miala izy afaka 3 volana de mitadiava huissier de manaova ttsy fitarainana ka ampiaraho @ photocopia légalisé ny préavis voasonian i fokontany:de ny huissier mitondra ny ttsy any @ juge sy maka ny autorisation na laisser passer hanalana azy atrehin i polisy sy huissier.ka tsy afaka mangataka andro intsony izy @ io.ARY raha vao mihotra ny 1 andro aorian i daty farany vosoratra @ préavis ny ijanonany @ trano de mbola azonao takina ny hofatrano.Raha mbola mizizo moa izy de miakatra tribunale ny solution ka @ zay de ilaina daholo ny:
-ttsy ny préavis voamarina ny fkt
-accusé de reception nandefasnao azy
-ny fitarainana nataonao t@ huissier sy ny dossier rehetra miaraka aminy nanalana azy
-Ny vavolombelona nanatrika ny fanalana azy
zay no torohevitra azo omena anao fa maro fetsy manko ny mpanofa fa tsy tsapandreo fa fijalina sy fihafina koa anie no nahavitan i tompontrano trano, eny fa na ny fanaovana ttsin-tany fotsiny aza efa mampivezivezy amantaonanay vao vita. KA ny mpanofa faly hanampotsiny.Courage
-
[/i]t[/u]e=chantrire]
Nisy mpanofatrano iray efa nipetraka 25 taona tao amin' ny trano iray.Efa manomboka tsy mahaloa hofatrano intsony izy ireo amizao satria milaza fa krizy. Dia nolazainy ary izahay tompontrano fa tokony tsy handoa intsony hono izy fa efa 25 taona izao izy no tao. Hafakely ity zava- niseho ity ka mba mangataka soso-kevitra amintsika fa sahirantsaina izahay.
[/quote]
9. ketty ( 22/09/2015 15:10)
nenàindray de olona tsy nisy bailno mipetraka tao amiko t@ izà nividy le trano, demba nangataka izy fa hijanona fa mbola mitaiza kely ,tonga ny fotoana hanalàko azy de milaza izy fa ny lalàna tsy mandou hofan-trano tsony 3 volana hono , ary mandainga kou fa efa voaloa ny hofanatrano isam-bolana izay volana mialoha, izany hoe vola aout aloany juillet .
milahevitra aminareo .
efa nataoko ny préavis taratasy na dia efa nampandre am-bava 6 bolana tao aloha aza ny tenako, fa tsy mitady izy .


tanimamiko:

slt, omena préavis ilay mpanofa,raha ny tokony ho izy de 3mois hiomananay hitadiavany trano,anaty ny 3 mois de préavis io de mbola mandoa hofatrano izy raha toa ka tsy nanome caution (vola antoka ) t@ fidirany.Atao 3 copies io préavis io ka:
1) alefa recommandé avec accusé de reception @ poste ny an i mpanofa fa tsy tolorana tanana satria mety ho fetsy izy de lazainy fa tsy vorainy(refa voarainy io de mahazo avis de reception avy @ poste ny tompontrano manambara fa voarain ilay mpanofa ny préavis(tsy afa miala izy @ io ka ampirimo tsara hatra@ farany io accusé de reception io sao miakatra tribunal ny raharaha).
2) ny kopia faharoa de tazomy ho anao tompotrano
3)Ny kopia fahatelo dia atero any @ fokontany
Ny tena tsara aza de asina fitomboka fanamarinana any @ fokontany daholo ireo kopia 3 ireo vao alefa ny an i mpanofnaio no dingana volohany
Dingana faharoa:Raha mbola tsy mety miala izy afaka 3 volana de mitadiava huissier de manaova ttsy fitarainana ka ampiaraho @ photocopia légalisé ny préavis voasonian i fokontany:de ny huissier mitondra ny ttsy any @ juge sy maka ny autorisation na laisser passer hanalana azy atrehin i polisy sy huissier.ka tsy afaka mangataka andro intsony izy @ io.ARY raha vao mihotra ny 1 andro aorian i daty farany vosoratra @ préavis ny ijanonany @ trano de mbola azonao takina ny hofatrano.Raha mbola mizizo moa izy de miakatra tribunale ny solution ka @ zay de ilaina daholo ny:
-ttsy ny préavis voamarina ny fkt
-accusé de reception nandefasnao azy
-ny fitarainana nataonao t@ huissier sy ny dossier rehetra miaraka aminy nanalana azy
-Ny vavolombelona nanatrika ny fanalana azy
zay no torohevitra azo omena anao fa maro fetsy manko ny mpanofa fa tsy tsapandreo fa fijalina sy fihafina koa anie no nahavitan i tompontrano trano, eny fa na ny fanaovana ttsin-tany fotsiny aza efa mampivezivezy amantaonanay vao vita. KA ny mpanofa faly hanampotsiny.Courage
-
[/i]t[/u]e=chantrire]
Nisy mpanofatrano iray efa nipetraka 25 taona tao amin' ny trano iray.Efa manomboka tsy mahaloa hofatrano intsony izy ireo amizao satria milaza fa krizy. Dia nolazainy ary izahay tompontrano fa tokony tsy handoa intsony hono izy fa efa 25 taona izao izy no tao. Hafakely ity zava- niseho ity ka mba mangataka soso-kevitra amintsika fa sahirantsaina izahay.

[/quote]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912