Mety ve zany sa tsy mety

1. jobiely ( 20/02/2013 08:03)
Miarahaba daholo e,
Misy lehilahy namana itako tato @ serasera tato, nifanoratra be fôna zay sur fb nony aveo. D ôtran lasa nifankahazo tsara. Any Tamatave izy no mipetraka fa za eto Tanà. Hanao mission aty hono izy androany dia milaza hihaona amiko. Mety ve lé fihaonanay sa tsy mety? Efa samy manambady daholo izahay. Marihako eto fa tsy resaka fitiavana hoe kisipasipa lé hiaonana fa juste mba te hifankahita fotsn. Mba toroy hevitra.
novalian'i jobiely ny 22/05/2013 08:07
2. perfectly ( 20/02/2013 09:35)
f ianao ngah zazakely no mila atoro am ze zavatra ataonao e!
3. perfectly ( 20/02/2013 10:03)
f ianao ngah zazakely no mila atoro am ze zavatra ataonao e!
4. hery ( 20/02/2013 10:27)
Ny hoe mety sa tsy mety aloha dia arakaraka ny domaine hitondranao azy. Mety amin'ny maha kristianina ve? Mety amin'ny maha olona ve? Mety amin'ny maha mpinamana ve?

Efa mpinamana ianareo na dia resaka serasera sy fb fotsiny aza no niatombohany. Ny mpinamana mifankatia (mpinamana) dia tsy misy olana mihitsy raha mihaona. Betsaka ny zavatra mety azo iaraha-manao: fifanampiana eo amin'ny fiainana, fifampizarana traikefa sns.

Raha toa ka tena tianao hoporofoina amin'ny tenanao hoe madio ny fifandraisanareo dia présenter-o amin'ny vadinao izy. Ho hita hoe iza no miahotra, ianao sa izy. Raha vitanao izay dia tena mety tsara :-)

Na izany na tsy izany dia mila mitandrina ihany fa ny fakampanahy tsy kely làlana ka sao manimba izay efa mijoro.
5. jobiely ( 20/02/2013 13:27)

[quote=perfectly]
f ianao ngah zazakely no mila atoro am ze zavatra ataonao e!

Mba masika koa nareo ry perfectly an. Zay mba mila torohevitra d zany no avalinareo anay. Tsy maninona fa msôtra e!
6. jobiely ( 20/02/2013 13:30)
Misaotra betsaka an' i Hery fa marina mihints zany.
7. Lars ( 21/02/2013 15:47)
Tonga d kôzy ny omeko fa rà azonareo zà babeko ouz ramora zay. Nen'i rahery sérmôn no betsaka fa bandy zà no mresaka @nao fa tsis band handany ftôna @nao @ resaka knamanamana zany ftsny.
8. mirananirina ( 01/03/2013 09:17)
Maninona anefa raha tsy mihaona izany eh? raha te hihaona dia miaraha @ olona maromaro, aleo ihany hoe fihaonana eto @ virtuel eto ihany ny atsika :p
9. rakhaba ( 08/03/2013 11:18)
Raha misy fifankatiavana ao aminareo, tsy hitako ny olana @ fihaonana. Nareo no mahita izay itondrana azy. Fiainana daholo izany rehetra izany e !!!!!!
10. mizara ( 08/03/2013 11:37)

jobiely:

Miarahaba daholo e,
Misy lehilahy namana itako tato @ serasera tato, nifanoratra be fôna zay sur fb nony aveo. D ôtran lasa nifankahazo tsara. Any Tamatave izy no mipetraka fa za eto Tanà. Hanao mission aty hono izy androany dia milaza hihaona amiko. Mety ve lé fihaonanay sa tsy mety? Efa samy manambady daholo izahay. Marihako eto fa tsy resaka fitiavana hoe kisipasipa lé hiaonana fa juste mba te hifankahita fotsn. Mba toroy hevitra.


Aza mody fanina e ndry fa fanatrao tsara ny fiafaran'izany fa any amin'ny chambre.
Tonga dia ajanony fa mety hanimba ny tokantrano.
11. Benntoy ( 15/03/2013 10:39)
Tsara le fihaonanareo 2, aza asiana olana akia ah! refa mba mihaona de mba makà chambre milay tsara le azahoana fy tsara ireny miitsy. Sady sur miitsy ah fa fotoana fohy ihany no azonareo amin'io de araraoty tsara eh! tena milay be miitsy io ! de tongava @ position maro indrindra eh! teneno fotsiny eto oe tam zao izahay tany fa mba hanofisana tsara any am-pandriana! izay fa merci an! milay be io an!
12. adonis ( 26/03/2013 06:58)

mizara:

Aza mody fanina e ndry fa fanatrao tsara ny fiafaran'izany fa any amin'ny chambre.
Tonga dia ajanony fa mety hanimba ny tokantrano.


lol, sur mintsy!
13. adonis ( 26/03/2013 06:59)

jobiely:

Miarahaba daholo e,
Misy lehilahy namana itako tato @ serasera tato, nifanoratra be fôna zay sur fb nony aveo. D ôtran lasa nifankahazo tsara. Any Tamatave izy no mipetraka fa za eto Tanà. Hanao mission aty hono izy androany dia milaza hihaona amiko. Mety ve lé fihaonanay sa tsy mety? Efa samy manambady daholo izahay. Marihako eto fa tsy resaka fitiavana hoe kisipasipa lé hiaonana fa juste mba te hifankahita fotsn. Mba toroy hevitra.


Nanahoana ihany ny tohiny? za koa hiaona aminao ;)
14. bazylou ( 02/04/2013 00:12)
rehefa lasany ve ny mofonao tsy anjahatra ianao e.

beuuurrk
15. andrywui ( 02/05/2013 11:08)
aiza klou le toerana hiaonana e sao d oe eo tsaralalana akaikikain'ny conforama na melis na otrotrzay le rdv nareo? fa mazava b mank zan fa hanendy i takaka !
16. andrywui ( 02/05/2013 11:11)

mirananirina - 01/03/2013 09:17
Maninona anefa raha tsy mihaona izany eh? raha te hihaona dia miaraha @ olona maromaro, aleo ihany hoe fihaonana eto @ virtuel eto ihany ny atsika :p


tsy mety zany ry mirana a aleo kosa izy mba hiaona e , ny tsy afaka miaona aza efa mapasepotra be ,sady zavatra ef masaka tsara zan ka aza miaona aona ndray ary e !
17. vale ( 16/05/2013 09:31)
efa nisy affinités ianareo, ny olana anefa samy manam-bady, tsy tokony hihaona noho izany satria mety hivadika fitiavan'olondroa ilay tantara ka hanimba zavatra betsaka
18. hadji ( 17/05/2013 11:10)

perfectly:

f ianao ngah zazakely no mila atoro am ze zavatra ataonao e!
aza masika aminy kosa enao efe manana C.I.N daholonareo 2 fa mazotoa e
19. moi ( 22/05/2013 06:50)
jobiely : efa lasa zay ny volana maromaro ! efa tara raha izao no mbola haneho hevitra hoe mety, tsy mety, fa mba nanahoana ? Sao misy azo zaraina ? Sa nihemotra ilay fotoana ?
Io koa tsy hoe mety ilay anareo dia tsara fakatahaka, na tsy mety dia maka lesona hoe aza mba hihaonana ho'a ny namana ato ...
20. jobiely ( 22/05/2013 08:07)

moi:

jobiely : efa lasa zay ny volana maromaro ! efa tara raha izao no mbola haneho hevitra hoe mety, tsy mety, fa mba nanahoana ? Sao misy azo zaraina ? Sa nihemotra ilay fotoana ?
Io koa tsy hoe mety ilay anareo dia tsara fakatahaka, na tsy mety dia maka lesona hoe aza mba hihaonana ho'a ny namana ato ...

Efa fantatrao io f' aza mody adala eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1994