dago tsy mamely eee

1. VVSIhany ( 08/02/2013 10:28)
aho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa hitako kosa fa
betsaka ny zavatra tsy manjary amin`ity firenena ity sy amin`ireo
fomban`ireo gasy sasany (sasany hoy ahy, marihiko tsara).

Ny tsy tiako amin`ny toetrantsika malagasy:

1. Miseo matikambo

2. Manana toetra (indrindraindrindra moa isika avy eto ampivaon-tany
eto) no sady tsy mahay miteny tsotra fa manao be foho ambadika dia avy
eo ilay izy, hafa ny fivaokany, Aleoko lavitra mihitsy toetra ny
Cotiers (merina ny tenako fa aleo izany hazava tsara) satria marina fa
miakatra ary tena miakatra ry jareo rehefa tezitra, kanefa izao. Tsara
izay, satria dia lasa amin`iny daholo ilay frustrations fa tsy amano
aotran'isika ambaniandro, Sihanaka na Betsileo ireto.

3. Tsy marom-potaona : Isika rehetra izay efa nanao rdv amin`ny olona
eto, firy no olona efa tara 1 heure (sahiko milaza hoe 40%), firy no
tsy toga am-potoana (25%). Izho aza sendran'na agence immobiliere izay
tsy tonga nefa nisy fotoana izao, de plus, ilay olna tsy mahay miantso
akorony. Izany ny vokatry ny fitaizana malagasy !!

4. Miseo mahay mitaiza nefa isika ireto no olona tsy mahay mitaiza
zaza indrindra. Satria nahoana? Manery ankizy, manakatsakana ary
mandatsa mihitsy aza ny fianakaviana sasany. Nisy fianakaviana iray
izay, manam-bola ry jareo kanefa, tena mampalahelo no mahita fa ilay
zanany lahy latsaina aotran`ireny inona ireny, vao amano faute dia efa
lasa ny vavan`ilay rainy. Mahagaga, nefa izany olona tena azo atao hoe
misy vola mihitsy, fa dia ny fiainana dia tena diso gasy be
loatra..ilay mandatsa sy manatsatso moa izany.
Ny tao amin`ny finakaviana iray izay indray, nisy ankizy izay
naratsian'ny havany diso be loatra ka nolazainy hoe 'dondrona, tsy
mahay' amin`na fomba detourne moa izany fa tsy direct. Inon hoy
ianareo? Ny zafikel`nireo olona (ireo zafikely tiany indrindra moa
ireo) ireo izay no lasa sanaitria nisy voa ny sainy, ny sasany, tsy
tafita fa nihetry teo, ilay iray tiany be izay aza (ilay iray lazainy
hoe ho lasa lavitra ndry ty blablabla), alikain`ny olona any Frantsa
any, no sady ratsy fihianana. Ilay olna naratsiana anefa, tafita
amin`y fihainany.

5. Ny lehilahy gasy (lehilahy ny tenako fa lazaiko eto mihitsy) indray
dia MATCHO !! rehefa hoe lehilahy dia hay ery no miarahaba kanefa ny
vehivavy tena ignorer-na totalement!! Izany koa ny vokatry ny
eductaion gasy...tena tsoriko eto fa tsy manjary mihitsy!!

6. Ny fitaizana eto dia hitako fa tsy dia ao loatra, pourquoi? satria
ny ray aman dreny gasy tsy mahay mahatoky an`ny zanany, tsy mba manome
an`izany atao hoe 'responsabilites' izany, NOho izany ka na 30 ans aza
ilay zaza, dia mbola traiter-na aotran`ireny zazam'na 12 ans ireny, ka
aizo moa no hanan confiance ilay ankizy e? Rehefa mba hoe tady hamaly
ilay zatovy dia atao an`ireny hoe 'mangina!' na hoe 'inona koa no
ain'iala' na zavatra mandratra sy maneso aotran`ireny. Ny tenako mo
mba azo atao ihany hoe nanana chance t@ io resaka io fa tena betsaka
ny olona fantatray izany no mbola manao fiteny tsy manjary
aotran`izany, ary io na olona manam-bola y nianatra aza...tena
mahagaga mihitsy hoe fa dia nahoana e?

7. Manana complexe d`inferiorite? amiko io, dia ny fitaizana malagasy
ihany no cause-n'io satria eto amintsika, misy an`izay fisainana
mandreraka izay miteny hoe 'izaho ny ray aman dreny, izao no mampidy
bola, anahy daholo ny fahefana ato amin`ity trano ity' Izay moa no
tena mahavoa an`isika lehilahy gasy itony e!! Miseo patron be kanefa
olona no sady complexe no ratsy taiza, no en plus koa, mpanalika vady
aman-janaka!!

8. Tery saina. Encore une fois, education no antony. Vao misy hoe
ankizy miteny ireny na vinanto misy mi-contrer, dia efa raisina hoe
'amatikambo' ilay izy, hoe mba miseo milay koa iny olona iny na dia
marina aza ny lazainy. Vao mi-critique koa eto, tena tsy tantin`ny
olona mihitsy satria izay ny fomba merina sy bezanonzano sy sihanaka
re olona o.... tsy miteny izay mavesatra fa tazomona ao an-tratra ao.
Ka aiza moa ny olona eto raha tsy mahavita mamono, mikapoka vady,
manao vengeance mihitsy. Dinio agne....mamaky gazety enao, fa tena
rare be izany hoe resaka vengenace na resaka tambabe any Sambava, na
any Ampanihy, na any Mahajanga izany !! fa dia eto ampivaony eto no
tena misy an`io fomba 'lache' io.

9. Tsisy personalite na tsy manana ny maha-izy azy. raha mandinika
isika, isika malagasy tsy dia manana an`izay atao hoe 'hazon-damosina'
izay loatra. Vao misy mamoky, na vao misy miteny hoe 'iny vehivavy iny
agne lesy makosa e', dia eeeffffa miiiino be ery. Izay no ahitana fa
ny Malagasy, tsy manana ny atao hoe 'independance de jugement'. Izao
aza, isika ve mandeha eny an-dalana any, dia mahita olona mampalahelo
mandalo devant an`na zatovo 3-4 ireny, mijorojoro an tsisin-dalana e,
dia mimehy ireo mahita ity ramatao efa mampalahelo ity. Ny mahagaga
ami`isika gasy dia ity. IL n`y en a pas un pour rattraper l`autre,
izany hoe mimehy ny iray, dia mistikanikanina vendrana ny 3 ambony,
satria??? tsy manan personalite mahery, FAIBLE D`ESPRIT, FAIBLE DE
CARACTERE isika Gasy. Aotrany hoe sympa ery isika gasy mivanivany,
kanefa amiko...isika gasy no olona anisa`ny ambany saina indrindra aty
Afrika aty. Ny loza aza...io toetra mivanivany aotran`ny kaondrana io,
dia toetra avy aty amin`y haut plateau no tena maro amin`izy io. Misy
any ambany koa indraindray, fa eto no tena manao ny olona....tena
mahagaga hoe fa nahoana no any indray ny olona no tsara fisainana
(Haveriko fa Merina ny tenako, Merina ny ray amandreniko sns).

10. TSY TSOTRA NY GASY. Miseo azy mitsiky ery, miseo azy ho sympa
bbbeeeee...nefa iska gasy indrndra no olona tena tsy azo antoka ny
majorite, no sady JOMOKA, no sady HYPOCRITE BE (Pire lavitra no reo
mainty ao Afrika aza), no mody mitsika nefa efa fantatra zao fa tsy
tia an'ilay olona ary mety hahavita ankasoparana aza. IZay no ataoko
hoe ny gasy, 'olona dangereux' ary olona tsy fiable mihitsy fa
mahavita manatsaoka antsy an amosina mihitsy. Ale indray aza miafy
an'ireto Arabo sy asiatique ireto rehefa samy tsy hita ihany.




NY tsy hitiavako an`ny Dago indray:

A. Mafy ny asa ary tena tsressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olona milelaka--ody ary indray no mahazo
promotion). Tena hita hoe firenena mpanambaka no sady firenena
mpanambany olona no sady firenena tsy manaja olona i Madagasikara.
Normal be mihitsy raha betsaka ny resaka corruption isan karazany sy
ny resaka insecurite atsy sy eroa...ary tena 100% normal raha betsaka
ireo tanora gasy aleony mitsaoka an`ivelany satria tena mangery
mihitsy ity Nosy ity!

b. Vidy pihainana misondrotra kanefa ny karama mi-gele.
c .insecurite
d. crise >> 1973, 1991, 2002, 2009, 20??, 20??, 20??, 20??

e. embouteillage, no sady mandana lasantsy, no mandany vola, no mandany fotoana

f. ny entana eny amin`ny magasin, marque tsy manjary no betsaka (ex: casino)

g. conditiond e travail tsy mamely fa dia miasa fotsiny e. HO anareo
mpianatra Malagasy mbola any ampita izao, tena miteny aminareo ahy hoe
: AZA MIVERINA ETO MADAGASCAR fa dia ny Karamanareo eto dia karama tsy
manjary sady ny environnement (social, economique etc...) tena ratsy
!! Directeur de la PApapapapapapatatrararrartatatata ny titre ny
kanefa plongeur Portugais aza mikarama no izy (raha tsy hoe hiasa tena
anga ianareo eto dia amin`izay, ca vaut peut etre le coup). Aleoka
lavitra miasa any Canada, na any Amerika any, mitondra titre assistant
kanefa mikarama 3000 USD par mois!! Iza koa no hody eto Dago eto
handray 500-800 USD par mois?? fanambakana olona faty fotsiny ity dago
ity fa tsy aleo indray aza ve Afrika!! NY zanako izao, tena efa
hanaovako plan mihitsy ary tena ampianariko (sans les forcer bien sur)
hoe aha misy ny atao any, dia mijanona any (na hijanona any na
toerankafa raha tsy possible ny aminlay toerana hianarany) satria
erahana mahafantatra fa eto Dago eto, ny karama nul, condition de
travail tsy dia any, ny opportunite eeee....tsy dia misy e.... , ny
fisainana nul, ny ody sy ny fialonana dia champion i Dago fa ena
dommage tsy misy guiness des records en voudou sy en
fiatsaram-belatsia fa tena gasy no maharesy eo fa sur a 100%. Isika
eto ampivaony eto mihitsy aza no mahazo anio record io!!


h. Ratsy environnement. Social, jerevo ireny olona mandrehoaka partout
ireny, ireny olona manao maloto en plei jour ireny...jerevo ireo
dalles tsy misarona, jerevo ireo zaoridira. Tena firenena farani`zay
dondrona izay nihainako ity Madagascar ity fa tena aleoko angamba
miala eto atsy ho atsy fa tena na ny miheritreritra hoe analehibe
an`ny zanako eto aza, tena tsy any mihitsy. Ny socialy moa tena tsy ao
koa....jerevo ny fisainan`ny olona, jerevo ny fifanajana, jerevantsika
ireo fomba sy fisainana maloto ny gasy etsy sy ery (fanambakana,
fialonana, faminganana, fiatsaram-belatsia (TOkony atao devise de
Madagascar angambe ireo sa..ahaoan hoy anareao?))

Izay aloha fa ampitomboiko eo ihany y resaka rehefa any ho any....
ianareo koa afaka manampy raha toa ka misy zavatra tsy voalazako...ary
afaka mi critique tsara koa...fa mino ao fa ho betsaka ny olona mi se
sentir vise eto ka somary hanao cocote minute.

i. Ratsy birao sy ratsy rafitra. Iza taminareo no efa mpankany @ny
firaisana ireny, indrindra moa lay firaisana ao andravoahangy io? Sady
mikorontana, no Maimbo, no ny mpiasa ao vizana tsy ampy legume sy
safosafo tany @ny vadiny tany, no sady maimbo frome no maimbo vava, no
sady tery saina..tena aotran'ireny gasy tsy mivaotra ireny no sady
vizana no frustres, no maivan-doha. Jerevo anie ny ao Dago ao
e...sarotra no manao zavatra vao tsy mahafantatra olona enao...CECI
EST VALABLE dans les firaisana, Valable koa io any @ny INTERIEUR,
DOMAINE, DOUANES (ny ao Ivato moa dia DOUANE GABORARAKA tena ZERO
BE...ny any Afrika aza mbola mivaotra lavitra!!! ny antsika sady
mikorontana, no olona tsy mamely ny miasa ao no sady maimbo
helika)..ary na any @ny polisy aza. Sady maloto, no sady maizaina, no
maimbo, no voretra. Nromal mihitsy ilay dadabe-ko izay raha mananihany
olona fotsiny rehefa miakatra o Antananarivo ao, ary lay olona ataony
tena ireny gasy tery saina ireny mihitsy.

j. ny lalana (loi) enditra nefa tsisy afitsoka! HAzavaiko. Ao Dago, miteny
ery hoe rehefa misy doron tanety, dia toga dia saziana...okay....ny
mampihomehy anie dia firy zay ny feu de brousse hitako tany nefa tsisy
migadra akorony na ray aza ireo olona!!! izany ve dia rariny??? nefa
jereo, any dago any koa, misy lalana miteny hoe tsy afaka mamono olona
enao raha mamaky tranonao io olona io satria avy enao victme ndray no
mety ataon'ny tribunaly mamay...na koa, mety enao voahendrikendrika
raha hoe mahafaty oo ireo cmabrioleur, dia enao avy eo no mety ho
voasazy. Ka ...amiko, hitako tsy MAMELY mihitsy ny LALANA GASY satria
any, dia zavatra sans preuve aza ndraindray dia efa mety hahavery. La
preuve: A madagascar, il faut prouver qu`on est innocent pour pouvoir
etre lave; any ivelany anefa, c'est le contraire: On est innocent
jusqu'a preuve de cupabilite. Ka aoka isika tsy manome tsiny anireo
gasy izay mijanona aty ivelany ety satria ety anie, marina fa tsy an
taninao enao, fa au moins, tsara ny karama, tsara ny lalana, ny polisy
tsy vorika loatra, ny bureau-oanjakana mba madio sy poli ny olona fa
ny ao Dago ao dia "GISA SAUVAGE" no betsaka @ireny BIRAO ireny. Vao 3
mois lasa izay tao @io interieur io, nisy polisy zay niteny taminay
hoe tsy azo hiverenana honon ny lalana io...novaliaoko hoe "mahaiza
manaja ry ramatoa tia eeee!!!" dia lasa zao...navelako nokotaba tao
ary zao koa tsy miraharaha na miteny inona io na mi-ordonner INO!! JE
M'EN BATS LES BURNES!!!! Inona moa no hifezahako azy ary aninona izy!!
Angaha zao voatery mi obeir eee..ahhhhh ca non, mifanaja amiko dia
hajaiko, fa refa mifanalika...dia tsy mirarahy AHY na POLISY
AZZZZAAAA!!! Nialako..za nga miraharaha a mifezaka koa.
8 ans lasa zay, teo @io stimad alrobia io, misy controle
@alina...niteny t@ tonton-nay le polisy zay hoe "akisao a droite fiara
nao io"..tsisy azafady, tsiy respect rien!!! ToNGA DIA no-demarrer ni
tonton ny 1ere ka nirifatra izy no sady niteny izy hoe "pauvre cretin"
(i tonton nay efa maty). Teo reo polisy 3 lahy mijery fotsiny tsy hafa
manaotra...bon mety nalainy numero, mais ca, rien a cirer!! alefa any
toliara ny fiara io dia hafa ndray no entina pr qq mois.

Ka...izay ry zalahy any ivelany...fa averiko ihany... na mpianatra
anareo, na miasa any, dia AZA MIHERITRERITRA MIBAKA ETO IZANY!!!
indrindra moa raha tsy dia tia mifanosona @ havana. Tonga eto anareo,
sarotra be zany hoe i se distancier @ ny havana izany ...raha tsy hoe
olona tena mafy loha no menfoutiste aotran`i zadahiko angaha. Tonga
eto anareo, ho karamain'ireo gasy mpanambaka olo sy vazaha vizana sy
karana maimbo carry 6 million (de FMG!!!!!) nefa ny diplome be dia be.
Orinasa frantsay be ireny aza tsy manakarama ambony izany fa 7-8
million eo no havo indriandra ...raha tsy hoe....manao aotran'ny
vehivavy sasany manao "discretion" miaraka @ny .... directeur!!! Fa
zay aloha dia hamaivanan-doha.

Amiko zay, raha afaka mijanona any France, na Canada, na allemagne
sns, dia MIJANONA ANY na dia assistant comptable aza!! Mijanona any na
aide soignant aza..satria nahoana? Jerevo ireo raison 1, 2, 3 , 4 etsy
ambony. Sady en plus, raha mody nareo, sur a 100% FA HO NATIONALITE
gasy ny zanakareo dia mboooooola voatery indray milahatra (comme des
chevres) ao amin'ny ambassade de france hitambitamby visa (Ou est le
certifcat d'hebergement, ou est a reseravtion blablabla a la con)
apres 10-20 ans!! Any nareo, mety hoe mijaly anareo aloha zao any fa
ny ZANAKAREO jerena ny avenir-ny. Ao DAgo enao na be sauce aza, dia
eeeeeee.... mbola miaritra ny mafy any ihany (embouteillages,
pollution, Gaboraraka, mentalite de cretins pour bcp, administration
maisatra, insecurite, ody gasy partout partout, fialonana, distraction
tsy misy fa misotra taoka ihany).

9. Tsisy DISTRACTION Dago. Aty ivelany, marina fa mangatsiaka fa vao
mivaoka enao dia misy train-station tsy lavitra, misy station de bus
ery, misy restaurant na mpivarotra glace kely etsy, n cafe kely ireny
mba hazo hialana sasatra, misy jardin public ireny mahafinaritra (ny
ao tana ao dia ambojatovo ihany, no sady ratsy, no maloto no fanaovana
politika). Aiza moa no tsy hisotro taoka daholo ny olo ao Tananarivo,
sy "manenjika vody" no atao (ary hatrany @ny birao mpanjakana any io
fomban'alika io a!!!) sy ho stresse be daholo (Mora tezitra, mora
frustre, no sady tery saina no donto). Jerevo fotsiny any @ireny
bureau firaisana, jirama, sns ireny fa olona vizana (tsy ampy
magnesium sy phosphate ny alimentation ka...fa vary be manatsentsina
toilette fotsiny) sy frustres no maro. Ny "villes cotieres" indray aza
zao no somary tady hahafinaritra hipetrahana. Vao ao Dago no hoe
fanjakana no mitantana (jerevo zao ilay hotely tatanam-panjakana ao
Ampefy io), dia M.A.N.G.E.R.Y izay fa miomana tsara.

10. TSY PRATIQUE na inona na inona. ETo amintsika, tsy maintsy mi se
deplacer vao mahavita zavatra. Tena hita hoe firenena faran'izay tsy
manjary!!! Ohatra iray zao: Ireny olona retraite niasa t-at-ny fanjakana
ireny, mbola alikaina ampivezivezena milahitra ahaka pension de
retraite. FA NAHOANA RE OLONA IREO OLNA IREO MBOLA ampandianina
tongotra aotranireny e!!! Tsy mety mihitsy ve ny mandefa envelope misy
cheque amin'izy ireo mba tsy ampijaliana ireo olona antitra ireo.
Isika Malagasy oa, tena aotran'ireny olona tsy dia misaina ireny
mihitsy satria tsy itady hoe inona no tokony atao mba ahatsara ny
fihainana'ny maro eto fa dia variana milalao vody sy misotra taoka eto
fotsiny.

Ny lalana ao Dago lalana (loi) tsy mamely....mpangalatra, mapanao ody tsy manino fa olo tsy dia manino no mahazo loza..resultat..aleo dago ho vizana ao fa aty ivelany aty amano fihainana. Manompa avy ve dia tsy azo atao..tsssss...firenena tery saina nefa ...malala body tay tsisy hialana tay pory kindindreniny azy!!! Milay zalaha aty ivelany ety eeee....iza koa no ihaina amin'io fienena voroka tay io...zaho aloha rehafa makany ireny..manompa mihitsy rehefa diso tafahaotra na au moins..aleoko mananhian olo amin'izay tsy hafa manao ino nefa hay tsy namompa...Misy zaobavynay zay ao, manao ody sady makorely miandry interet fotsiny zalaha e.... fa hanaovako havonavona tsisy aotran'izany...sady hiavonako, no tsy jereko ary raha mijery aza zaho..jereoko aotran'reny tay ireny io vadin'ny zoda-ko io. Ny zanany aza ahiliko aotran'reny misy lagaly ireny eeeee....ary de plus, ataoko a mason'olo eo lay izy fa zaho ndray dia tsy rarahiko fa aleo hano ody any fa angiereko ny vavan.ny dadin'ny ra-valy!!

resaka legalisation io....fa nga tena hilaina koa zany
copie legalisee faty zany e??? copie fotsny dia tokony ho ety ary raha
tokony legaliser-na amiko, maninona no tsy tokonay atao tsy hisy ireo
filaharana sy ireny fomba mampiitonatonana olona ireny e??? NY any
frantsa ranga tong dia miditra enao, miandry kely fotsiny dia VITA!!!!
ary any ara zao efa tsy dia misy intsony izany...fa ny eto dago ao
tena mbola 11 eme SIECLE FATY MIHITSY>

Jerevo ny hopitaly agny: Sady ratys entretien, no maloto, no ny
dokotera tsy manana anizay 'psychologie' mitey izay fa mibetroka nefa
ny comptence any am-body...et encore!!!! Ilay rain'i rafozako zay moa
dia niady tao mihitsy hoe 'mangina ela fa za mandoha vola', satria lay
aide soignat gasy ireny miseo mibetroka ery dia en plus mbola manao
fisainana hoe 'enao nga tsy hiverina aty moa'; novalian'ny ngi
raininay hoe 'nga ato amin'la ihany no hopitaly ry lay kosoa ity!!!!"
Izany no misy eto madagasikara, olona vorika, no sady maivan-doha!!
faly aho fa nalikain'i nga rainy tao!! faly koa aho de toutes facons
rehefa mananiany olona ilay neveu-ko (nokitihany tao @ hanche-ny ilay
garde miseo milay izay t@ clinique teo ...fa niakatra fa...tsy hafa
manaotra satria i neveu moa manao farce fotsiny no sady mitsaoka no
mbola mikopaka mananaiany ihany) satria amiko, aleo izy mananiany olna
toa izay manao totondry analany an'ny fitezerany.

Jerevo koa ireo resaka fitsarana fiara. Sady mikorotana, no be
risoriso no mamery fotoana. Tena ...gaboraraka i Dago ity ary amiko,
tsy ny fahantrana (ara economique) no olona eto, fa ny FAHANTRANA
ARAN-TSAINA no tena olana..izany hoe ny FANABEAZANA IZANY.

Jerevo resaka prison ireny...voa naheno aho t@'na masera izay fa izao hono mandoha 50000 fmg ireo tia hitsidika havana eee!!! manao affaire hatraminireo penitencier ao dago ao...olo tsy vanona mihitsy!! ary 50000 io, 15 minutes ihany.
Anareo gasy mipetraka eto ivelany eto, aza mba mody t-a-y ay izany fa minana ny tsy ho fihinana any e....SI VOUS ETUDIEZ A L'ETRANGER, NE REVENEZ PAS....satria, Conditions any dago tsy mamely, tanana maloto, olo sady incompetents no be fialonana no maro, no mpanao ody...juste aotran'io zaobaviko alika makorely io, mitango fananan'ny rafozana fotsiny eeeee.... tsy makorely ve zany?? amiko aza, izany tena COX satria aleo aza ndray mihafy anireo mpivaro-tena..reny tonga dia hita eeeee!! Ra vadin'ny valinay tena mody manao tsara fanahy tay eo nefa mikatsaka fananana fotsigny..ary misy olo aotr'izay na any ambatondrazaka, na any toamasina, na ao Antananarivo ao aza no tena feno fa mody miseo masina faty fotsigny.... misy partout partout ary ny tanjon'ireo olo (ahh non..makorely kay) ireo haka fananana fotsiny.

Zay zalaha fa aleo ihany mijanona aty ivelany.... mahazo karama en dollars amin'izay, mihaina tsara, misy securite, mahazo nationalite, no zanaka emancipe tsara. Aleo Dago ho ao hiaraka @n'ny lalana tery saina malala-body (zay no fi qualifier-ko lalana ao dago ao zalaha eeee!!!).

2. jobiely ( 15/02/2013 07:45)
Mba misy mlay iany kosa eto na D reo tanisainao reo daôly ary ny ts milay an.
3. nilex ( 05/04/2013 13:56)
Misy ireo toetra voalazanao ireo daholo na firenena aiza na aiza ary aza adino fa gasy koa ianao ka ao anatin'ireo.Matoa ianao tia mitsikera be hoatran'io dia mino aho fa olona manajanaja tena koa ianao io.Samy manana ny lafitsarany sy ny ratsy daholo ny firenena rehetra fa lazaiko anao na inona na inona aloha dia misy toetra iray izay tena hiavahan'ny gasy amin'ny firenena rehetra dia ny "FIHAVANANA".Mampiavaka ny gasy tanteraka io indrindra aty afrika.Tsy dia tia tanindrazana loatra koa ianao raha jereko tsara fa tia tena mihintsy.Na inona na inona misy eto dia antsika io satria gasy tsika e,tsy afaka miala amin'izany ianao fa aza tery saina ry namana.
Fa iza ny ray amandreninao moa ve tsy gasy.Ary ianao nivoaka avy aiza?
4. bazylou ( 26/04/2013 22:24)
aza ilaozana mizizozizo f amanaova ary e.

beuuurrrk
5. nilex ( 29/04/2013 05:52)
Ry bazy izany dia olona tsy mba manana hevitra tsara mihintsy fa dia ny hanakihana fotsiny no hainy eto amin'ny serasera .Maninona raha mba miezaka mandroso hevitra tsara dia mandresy lahatra olona toy ny olona rehetra fa toa manao botolo fotsiny.Sao dia tsy ato ianao no tokony hisera fa any an-kafa fa tsy mety eto.
6. rabaradaka ( 19/03/2014 04:07)
mijanona any manompo vazaha dia lelafo hatramin'ny vodiny
7. Jock ( 09/01/2015 05:17)
K'aiza k'aiza daholo e. Tena tara loatra angamba za @ ty hevitro ho anao VVSIhany ity saingy tsy maninona fa hamaky ianao tsara tsy hamaky ianao tsisy kafara. K'ozy k'ozy e!

Ho anao VVS be saina Ihany. Ary mankasitra ry nilex a!
a) Hita mihintsy ianao fa olona tsy mba manara-baovao eto Madagascar ka tsy maharaka tsara ny tena zava-misy @ antsipirihiny. Betsaka ihany kosa ny fanentanana momba ny mipipy sy mikaka an kalamanjana, ny manary fako an-dalambe, ny madrora paraky sy ny mandrehoka... Vavolombelon'izany ny fisian'ny WC Public, Bac ordure etsy sy ero. (Fanentanana : antso @ radio sy Télé ; Affiche ; Fampivoriana ary indraindray). Sa aminao inona ankoatra ireo no tokony hatao. Mba mandraisa andraikitra fa ianao mihintsy le tia "critique destructive"

b) Hoy ianao hoe "Izay no ataoko hoe ny gasy ; "olona dangereux". Mba anisan'izany koa ianao raha ny fahitako ny toe-tsainao ; ny fomba famoahanao hevitra. Sa rehefa any ivelany dia tsy gasy intsony ny filaza azy? Aza dia mitomany randrana tsy manendrika ny tena e? Te ho pir nef faran'lisitra ara-toe-tsaina.

c) Le mba fanentananao ny malagasy miasa any ivelany tsy hiverina eto e. tena ohatriny mapme satria tsy olona iray no afaka hanatratra ny tanjona eto Madagascara raha mba tiana ho tonga toy ireny paradisa kely ireny ity firenentsika ity fa isika miara-mientana sy mandray andraikitra no zava-dehibe. koa tokony entanina iverina eto ary zareo fa ry zareo no fototra mety hitondra fanovana an'ity firenena ity. (Afaka tsy ho piasa tsony izy eto fa mba manangana orinasa hiasan'ny vahoaka madinika eto koa raha samy mikarama tsara sy manam-bola daholo ny gasy mino aho fa azo antoka ihany ny hiovan'ny toe-tsaina gasy. Ny tsy fisiam-bola anie no tena mamotika betsaka ny saina na firenena aiza io na firenena aiza fa tsy eto Madagascar irery. Misy zaobaviko ao Frantsa ao ary izy mivady kely dia samy gasy miasa ao. Ny tanjon'ny zareo? Miasa ao aloha dia manangona "fond" dia rehefa tratra ny tanjona dia mody aty Madagascar hanagana orinasa hanapiana ny iray firazanana @ tena. Zany ka toe-tsaina ary dia be ny mivavaka ho azy mba ho tratra ny tanjona. Zany ka olo-banona. Fa ny anao kosa ohabolanay gasy e: "mihogo-bolo zay mihinana ny namany". Tandremo ihany lahy ny atao sao dia hiogo-bolo vao ho tonga saina.

d) Le fomba fiteninao aloha dia hita mazava fa gasy efa nilaoza-pahendrena tanteraka e! Tena miverina "zero" ara-toe-tsaina tanteraka.
Hoy ianao hoe : -"fa dia variana milalao vody sy misotro taoka eto fotsiny".
-Manompa avy ve dia tsy azo atao..tsssss... firenena tery saina nefa ...malala body tay tsisy hialana tay pory kindindreniny azy!!! Milay zalaha aty ivelany ety eeee....iza koa no ihaina amin'io fienena voroka tay io... Soa ianao fa any ivelany fa mamindra virus ara-toe-tsaina aty Madagascar fotsiny. Hita mihintsy hoe toe-tsaina malaka makany @ fahaverezana fa tsy mba toe-tsaina gasy na ratsy aminao aza azo eritreretina ny ho voavela heloka.

Zao a! Tsy fantatro ianao hoe firy taona any ianao zao fa rhf tena mandinika ny voasoratrao rht za dia hoy aho e ataovy izay aha-filoha-pirenena anao eto Madagascar dia vahao daholo ireo olana rehetra ireo. Tsy hivaotra mihintsy zany ty firenen-tsika ty raha tsy ianao no filoha. Mangataha mafy @Andriamanitra mba ho filoha ianao @ fotoany. Sady izao tsy eo aminao ny lelo ka dia hainao ny miteny hoe ahisino. Mila mandinitena koa ianao na marina aza ny ambaranao dia manontania tena hoe: Inona no ataoko Andriamanitra mba hanavotako ity firenena malagasy ity ? mba tsy hisian'ny embouteillage eto intsony ? mba ho tsara saina daholo ny malagasy rehetra (indrindra fa ny merina) ? mba ho tonga tsara ny environnement eto ? mba ho tsara sy ho tsara rafitra daholo ny birao eto ? mba ho marque tsara daholo ny entana eny @ magasin, casino ? Ahoana ny fomba ataoko mba hampisy ny DISTRACTION tsara eto ? Mba tsy hilahatra intsony sy alikaina intsony ireo maka "Pension de retraite" ? Ahoana ny ahatsara ny hopital sy ny mba hanana docteur tsy ho any am-body ny competence-ny? NEFA aoka ihany fa mety tena vao maika ho bordel daholo ny gasy rehetra raha ianao no ho filoha-pirenena eto.

Za aloha gasy e ary merina tsara mihintsy. Fa aleoko gasy mahantra tia FIHAVANANA toy izay Gasy be vola sy tafita toa anao nefa botom-bazaha sy mizotra makany @ lala-malalaka be. Ny anay eto Madagascar tery ny lalana, fa migodana makany amin'ny fianana tonga lafatra @ lafiny rehetra. Na dia be aza ireo dahalo sy tonta kely. Ireny tsy maintsy misy n'aiza n'aiza.

Sao dia mba Tonta kelim-bazaha ary ianao io e ? Mandinihy tena fa tena mampitahotra ny ho avinao rehetra na dia any ivelany aza ianao.
8. harenadanny ( 08/06/2016 10:31)
lava lotra fa mb tohizo kely alu eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.391