tena tsara ve Dago?

1. VVSIhany ( 08/02/2013 10:12)
zaho tsy sanatria miteny hoe tsy tia gasy aho, fa hitako kosa fa
betsaka ny zavatra tsy manjary amin`ity firenena ity sy amin`ireo
fomban`ireo gasy sasany (sasany hoy ahy, marihiko tsara).

Ny tsy tiako amin`ny toetrantsika malagasy:

1. Miseo matikambo

2. Manana toetra (indrindraindrindra moa isika avy eto ampivaon-tany
eto) no sady tsy mahay miteny tsotra fa manao be foho ambadika dia avy
eo ilay izy, hafa ny fivaokany, Aleoko lavitra mihitsy toetra ny
Cotiers (merina ny tenako fa aleo izany hazava tsara) satria marina fa
miakatra ary tena miakatra ry jareo rehefa tezitra, kanefa izao. Tsara
izay, satria dia lasa amin`iny daholo ilay frustrations fa tsy amano
aotran'isika ambaniandro, Sihanaka na Betsileo ireto.

3. Tsy marom-potaona : Isika rehetra izay efa nanao rdv amin`ny olona
eto, firy no olona efa tara 1 heure (sahiko milaza hoe 40%), firy no
tsy toga am-potoana (25%). Izho aza sendran'na agence immobiliere izay
tsy tonga nefa nisy fotoana izao, de plus, ilay olna tsy mahay miantso
akorony. Izany ny vokatry ny fitaizana malagasy !!

4. Miseo mahay mitaiza nefa isika ireto no olona tsy mahay mitaiza
zaza indrindra. Satria nahoana? Manery ankizy, manakatsakana ary
mandatsa mihitsy aza ny fianakaviana sasany. Nisy fianakaviana iray
izay, manam-bola ry jareo kanefa, tena mampalahelo no mahita fa ilay
zanany lahy latsaina aotran`ireny inona ireny, vao amano faute dia efa
lasa ny vavan`ilay rainy. Mahagaga, nefa izany olona tena azo atao hoe
misy vola mihitsy, fa dia ny fiainana dia tena diso gasy be
loatra..ilay mandatsa sy manatsatso moa izany.
Ny tao amin`ny finakaviana iray izay indray, nisy ankizy izay
naratsian'ny havany diso be loatra ka nolazainy hoe 'dondrona, tsy
mahay' amin`na fomba detourne moa izany fa tsy direct. Inon hoy
ianareo? Ny zafikel`nireo olona (ireo zafikely tiany indrindra moa
ireo) ireo izay no lasa sanaitria nisy voa ny sainy, ny sasany, tsy
tafita fa nihetry teo, ilay iray tiany be izay aza (ilay iray lazainy
hoe ho lasa lavitra ndry ty blablabla), alikain`ny olona any Frantsa
any, no sady ratsy fihianana. Ilay olna naratsiana anefa, tafita
amin`y fihainany.

5. Ny lehilahy gasy (lehilahy ny tenako fa lazaiko eto mihitsy) indray
dia MATCHO !! rehefa hoe lehilahy dia hay ery no miarahaba kanefa ny
vehivavy tena ignorer-na totalement!! Izany koa ny vokatry ny
eductaion gasy...tena tsoriko eto fa tsy manjary mihitsy!!

6. Ny fitaizana eto dia hitako fa tsy dia ao loatra, pourquoi? satria
ny ray aman dreny gasy tsy mahay mahatoky an`ny zanany, tsy mba manome
an`izany atao hoe 'responsabilites' izany, NOho izany ka na 30 ans aza
ilay zaza, dia mbola traiter-na aotran`ireny zazam'na 12 ans ireny, ka
aizo moa no hanan confiance ilay ankizy e? Rehefa mba hoe tady hamaly
ilay zatovy dia atao an`ireny hoe 'mangina!' na hoe 'inona koa no
ain'iala' na zavatra mandratra sy maneso aotran`ireny. Ny tenako mo
mba azo atao ihany hoe nanana chance t@ io resaka io fa tena betsaka
ny olona fantatray izany no mbola manao fiteny tsy manjary
aotran`izany, ary io na olona manam-bola y nianatra aza...tena
mahagaga mihitsy hoe fa dia nahoana e?

7. Manana complexe d`inferiorite? amiko io, dia ny fitaizana malagasy
ihany no cause-n'io satria eto amintsika, misy an`izay fisainana
mandreraka izay miteny hoe 'izaho ny ray aman dreny, izao no mampidy
bola, anahy daholo ny fahefana ato amin`ity trano ity' Izay moa no
tena mahavoa an`isika lehilahy gasy itony e!! Miseo patron be kanefa
olona no sady complexe no ratsy taiza, no en plus koa, mpanalika vady
aman-janaka!!

8. Tery saina. Encore une fois, education no antony. Vao misy hoe
ankizy miteny ireny na vinanto misy mi-contrer, dia efa raisina hoe
'amatikambo' ilay izy, hoe mba miseo milay koa iny olona iny na dia
marina aza ny lazainy. Vao mi-critique koa eto, tena tsy tantin`ny
olona mihitsy satria izay ny fomba merina sy bezanonzano sy sihanaka
re olona o.... tsy miteny izay mavesatra fa tazomona ao an-tratra ao.
Ka aiza moa ny olona eto raha tsy mahavita mamono, mikapoka vady,
manao vengeance mihitsy. Dinio agne....mamaky gazety enao, fa tena
rare be izany hoe resaka vengenace na resaka tambabe any Sambava, na
any Ampanihy, na any Mahajanga izany !! fa dia eto ampivaony eto no
tena misy an`io fomba 'lache' io.

9. Tsisy personalite na tsy manana ny maha-izy azy. raha mandinika
isika, isika malagasy tsy dia manana an`izay atao hoe 'hazon-damosina'
izay loatra. Vao misy mamoky, na vao misy miteny hoe 'iny vehivavy iny
agne lesy makosa e', dia eeeffffa miiiino be ery. Izay no ahitana fa
ny Malagasy, tsy manana ny atao hoe 'independance de jugement'. Izao
aza, isika ve mandeha eny an-dalana any, dia mahita olona mampalahelo
mandalo devant an`na zatovo 3-4 ireny, mijorojoro an tsisin-dalana e,
dia mimehy ireo mahita ity ramatao efa mampalahelo ity. Ny mahagaga
ami`isika gasy dia ity. IL n`y en a pas un pour rattraper l`autre,
izany hoe mimehy ny iray, dia mistikanikanina vendrana ny 3 ambony,
satria??? tsy manan personalite mahery, FAIBLE D`ESPRIT, FAIBLE DE
CARACTERE isika Gasy. Aotrany hoe sympa ery isika gasy mivanivany,
kanefa amiko...isika gasy no olona anisa`ny ambany saina indrindra aty
Afrika aty. Ny loza aza...io toetra mivanivany aotran`ny kaondrana io,
dia toetra avy aty amin`y haut plateau no tena maro amin`izy io. Misy
any ambany koa indraindray, fa eto no tena manao ny olona....tena
mahagaga hoe fa nahoana no any indray ny olona no tsara fisainana
(Haveriko fa Merina ny tenako, Merina ny ray amandreniko sns).

10. TSY TSOTRA NY GASY. Miseo azy mitsiky ery, miseo azy ho sympa
bbbeeeee...nefa iska gasy indrndra no olona tena tsy azo antoka ny
majorite, no sady JOMOKA, no sady HYPOCRITE BE (Pire lavitra no reo
mainty ao Afrika aza), no mody mitsika nefa efa fantatra zao fa tsy
tia an'ilay olona ary mety hahavita ankasoparana aza. IZay no ataoko
hoe ny gasy, 'olona dangereux' ary olona tsy fiable mihitsy fa
mahavita manatsaoka antsy an amosina mihitsy. Ale indray aza miafy
an'ireto Arabo sy asiatique ireto rehefa samy tsy hita ihany.




NY tsy hitiavako an`ny Dago indray:

A. Mafy ny asa ary tena tsressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olona milelaka--ody ary indray no mahazo
promotion). Tena hita hoe firenena mpanambaka no sady firenena
mpanambany olona no sady firenena tsy manaja olona i Madagasikara.
Normal be mihitsy raha betsaka ny resaka corruption isan karazany sy
ny resaka insecurite atsy sy eroa...ary tena 100% normal raha betsaka
ireo tanora gasy aleony mitsaoka an`ivelany satria tena mangery
mihitsy ity Nosy ity!

b. Vidy pihainana misondrotra kanefa ny karama mi-gele.
c .insecurite
d. crise >> 1973, 1991, 2002, 2009, 20??, 20??, 20??, 20??

e. embouteillage, no sady mandana lasantsy, no mandany vola, no mandany fotoana

f. ny entana eny amin`ny magasin, marque tsy manjary no betsaka (ex: casino)

g. conditiond e travail tsy mamely fa dia miasa fotsiny e. HO anareo
mpianatra Malagasy mbola any ampita izao, tena miteny aminareo ahy hoe
: AZA MIVERINA ETO MADAGASCAR fa dia ny Karamanareo eto dia karama tsy
manjary sady ny environnement (social, economique etc...) tena ratsy
!! Directeur de la PApapapapapapatatrararrartatatata ny titre ny
kanefa plongeur Portugais aza mikarama no izy (raha tsy hoe hiasa tena
anga ianareo eto dia amin`izay, ca vaut peut etre le coup). Aleoka
lavitra miasa any Canada, na any Amerika any, mitondra titre assistant
kanefa mikarama 3000 USD par mois!! Iza koa no hody eto Dago eto
handray 500-800 USD par mois?? fanambakana olona faty fotsiny ity dago
ity fa tsy aleo indray aza ve Afrika!! NY zanako izao, tena efa
hanaovako plan mihitsy ary tena ampianariko (sans les forcer bien sur)
hoe aha misy ny atao any, dia mijanona any (na hijanona any na
toerankafa raha tsy possible ny aminlay toerana hianarany) satria
erahana mahafantatra fa eto Dago eto, ny karama nul, condition de
travail tsy dia any, ny opportunite eeee....tsy dia misy e.... , ny
fisainana nul, ny ody sy ny fialonana dia champion i Dago fa ena
dommage tsy misy guiness des records en voudou sy en
fiatsaram-belatsia fa tena gasy no maharesy eo fa sur a 100%. Isika
eto ampivaony eto mihitsy aza no mahazo anio record io!!


h. Ratsy environnement. Social, jerevo ireny olona mandrehoaka partout
ireny, ireny olona manao maloto en plei jour ireny...jerevo ireo
dalles tsy misarona, jerevo ireo zaoridira. Tena firenena farani`zay
dondrona izay nihainako ity Madagascar ity fa tena aleoko angamba
miala eto atsy ho atsy fa tena na ny miheritreritra hoe analehibe
an`ny zanako eto aza, tena tsy any mihitsy. Ny socialy moa tena tsy ao
koa....jerevo ny fisainan`ny olona, jerevo ny fifanajana, jerevantsika
ireo fomba sy fisainana maloto ny gasy etsy sy ery (fanambakana,
fialonana, faminganana, fiatsaram-belatsia (TOkony atao devise de
Madagascar angambe ireo sa..ahaoan hoy anareao?))

Izay aloha fa ampitomboiko eo ihany y resaka rehefa any ho any....
ianareo koa afaka manampy raha toa ka misy zavatra tsy voalazako...ary
afaka mi critique tsara koa...fa mino ao fa ho betsaka ny olona mi se
sentir vise eto ka somary hanao cocote minute.

i. Ratsy birao sy ratsy rafitra. Iza taminareo no efa mpankany @ny
firaisana ireny, indrindra moa lay firaisana ao andravoahangy io? Sady
mikorontana, no Maimbo, no ny mpiasa ao vizana tsy ampy legume sy
safosafo tany @ny vadiny tany, no sady maimbo frome no maimbo vava, no
sady tery saina..tena aotran'ireny gasy tsy mivaotra ireny no sady
vizana no frustres, no maivan-doha. Jerevo anie ny ao Dago ao
e...sarotra no manao zavatra vao tsy mahafantatra olona enao...CECI
EST VALABLE dans les firaisana, Valable koa io any @ny INTERIEUR,
DOMAINE, DOUANES (ny ao Ivato moa dia DOUANE GABORARAKA tena ZERO
BE...ny any Afrika aza mbola mivaotra lavitra!!! ny antsika sady
mikorontana, no olona tsy mamely ny miasa ao no sady maimbo
helika)..ary na any @ny polisy aza. Sady maloto, no sady maizaina, no
maimbo, no voretra. Nromal mihitsy ilay dadabe-ko izay raha mananihany
olona fotsiny rehefa miakatra o Antananarivo ao, ary lay olona ataony
tena ireny gasy tery saina ireny mihitsy.

j. ny lalana (loi) enditra nefa tsisy afitsoka! HAzavaiko. Ao Dago, miteny
ery hoe rehefa misy doron tanety, dia toga dia saziana...okay....ny
mampihomehy anie dia firy zay ny feu de brousse hitako tany nefa tsisy
migadra akorony na ray aza ireo olona!!! izany ve dia rariny??? nefa
jereo, any dago any koa, misy lalana miteny hoe tsy afaka mamono olona
enao raha mamaky tranonao io olona io satria avy enao victme ndray no
mety ataon'ny tribunaly mamay...na koa, mety enao voahendrikendrika
raha hoe mahafaty oo ireo cmabrioleur, dia enao avy eo no mety ho
voasazy. Ka ...amiko, hitako tsy MAMELY mihitsy ny LALANA GASY satria
any, dia zavatra sans preuve aza ndraindray dia efa mety hahavery. La
preuve: A madagascar, il faut prouver qu`on est innocent pour pouvoir
etre lave; any ivelany anefa, c'est le contraire: On est innocent
jusqu'a preuve de cupabilite. Ka aoka isika tsy manome tsiny anireo
gasy izay mijanona aty ivelany ety satria ety anie, marina fa tsy an
taninao enao, fa au moins, tsara ny karama, tsara ny lalana, ny polisy
tsy vorika loatra, ny bureau-oanjakana mba madio sy poli ny olona fa
ny ao Dago ao dia "GISA SAUVAGE" no betsaka @ireny BIRAO ireny. Vao 3
mois lasa izay tao @io interieur io, nisy polisy zay niteny taminay
hoe tsy azo hiverenana honon ny lalana io...novaliaoko hoe "mahaiza
manaja ry ramatoa tia eeee!!!" dia lasa zao...navelako nokotaba tao
ary zao koa tsy miraharaha na miteny inona io na mi-ordonner INO!! JE
M'EN BATS LES BURNES!!!! Inona moa no hifezahako azy ary aninona izy!!
Angaha zao voatery mi obeir eee..ahhhhh ca non, mifanaja amiko dia
hajaiko, fa refa mifanalika...dia tsy mirarahy AHY na POLISY
AZZZZAAAA!!! Nialako..za nga miraharaha a mifezaka koa.
8 ans lasa zay, teo @io stimad alrobia io, misy controle
@alina...niteny t@ tonton-nay le polisy zay hoe "akisao a droite fiara
nao io"..tsisy azafady, tsiy respect rien!!! ToNGA DIA no-demarrer ni
tonton ny 1ere ka nirifatra izy no sady niteny izy hoe "pauvre cretin"
(i tonton nay efa maty). Teo reo polisy 3 lahy mijery fotsiny tsy hafa
manaotra...bon mety nalainy numero, mais ca, rien a cirer!! alefa any
toliara ny fiara io dia hafa ndray no entina pr qq mois.

Ka...izay ry zalahy any ivelany...fa averiko ihany... na mpianatra
anareo, na miasa any, dia AZA MIHERITRERITRA MIBAKA ETO IZANY!!!
indrindra moa raha tsy dia tia mifanosona @ havana. Tonga eto anareo,
sarotra be zany hoe i se distancier @ ny havana izany ...raha tsy hoe
olona tena mafy loha no menfoutiste aotran`i zadahiko angaha. Tonga
eto anareo, ho karamain'ireo gasy mpanambaka olo sy vazaha vizana sy
karana maimbo carry 6 million (de FMG!!!!!) nefa ny diplome be dia be.
Orinasa frantsay be ireny aza tsy manakarama ambony izany fa 7-8
million eo no havo indriandra ...raha tsy hoe....manao aotran'ny
vehivavy sasany manao "discretion" miaraka @ny .... directeur!!! Fa
zay aloha dia hamaivanan-doha.

Amiko zay, raha afaka mijanona any France, na Canada, na allemagne
sns, dia MIJANONA ANY na dia assistant comptable aza!! Mijanona any na
aide soignant aza..satria nahoana? Jerevo ireo raison 1, 2, 3 , 4 etsy
ambony. Sady en plus, raha mody nareo, sur a 100% FA HO NATIONALITE
gasy ny zanakareo dia mboooooola voatery indray milahatra (comme des
chevres) ao amin'ny ambassade de france hitambitamby visa (Ou est le
certifcat d'hebergement, ou est a reseravtion blablabla a la con)
apres 10-20 ans!! Any nareo, mety hoe mijaly anareo aloha zao any fa
ny ZANAKAREO jerena ny avenir-ny. Ao DAgo enao na be sauce aza, dia
eeeeeee.... mbola miaritra ny mafy any ihany (embouteillages,
pollution, Gaboraraka, mentalite de cretins pour bcp, administration
maisatra, insecurite, ody gasy partout partout, fialonana, distraction
tsy misy fa misotra taoka ihany).

9. Tsisy DISTRACTION Dago. Aty ivelany, marina fa mangatsiaka fa vao
mivaoka enao dia misy train-station tsy lavitra, misy station de bus
ery, misy restaurant na mpivarotra glace kely etsy, n cafe kely ireny
mba hazo hialana sasatra, misy jardin public ireny mahafinaritra (ny
ao tana ao dia ambojatovo ihany, no sady ratsy, no maloto no fanaovana
politika). Aiza moa no tsy hisotro taoka daholo ny olo ao Tananarivo,
sy "manenjika vody" no atao (ary hatrany @ny birao mpanjakana any io
fomban'alika io a!!!) sy ho stresse be daholo (Mora tezitra, mora
frustre, no sady tery saina no donto). Jerevo fotsiny any @ireny
bureau firaisana, jirama, sns ireny fa olona vizana (tsy ampy
magnesium sy phosphate ny alimentation ka...fa vary be manatsentsina
toilette fotsiny) sy frustres no maro. Ny "villes cotieres" indray aza
zao no somary tady hahafinaritra hipetrahana. Vao ao Dago no hoe
fanjakana no mitantana (jerevo zao ilay hotely tatanam-panjakana ao
Ampefy io), dia M.A.N.G.E.R.Y izay fa miomana tsara.

10. TSY PRATIQUE na inona na inona. ETo amintsika, tsy maintsy mi se
deplacer vao mahavita zavatra. Tena hita hoe firenena faran'izay tsy
manjary!!! Ohatra iray zao: Ireny olona retraite niasa t@ny fanjakana
ireny, mbola alikaina ampivezivezena milahitra ahaka pension de
retraite. FA NAHOANA RE OLONA IREO OLNA IREO MBOLA ampandianina
tongotra aotranireny e!!! Tsy mety mihitsy ve ny mandefa envelope misy
cheque amin'izy ireo mba tsy ampijaliana ireo olona antitra ireo.
Isika Malagasy oa, tena aotran'ireny olona tsy dia misaina ireny
mihitsy satria tsy itady hoe inona no tokony atao mba ahatsara ny
fihainana'ny maro eto fa dia variana milalao vody sy misotra taoka eto
fotsiny.

Ny lalana ao Dago lalana (loi) tsy mamely....mpangalatra, mapanao ody tsy manino fa olo tsy dia manino no mahazo loza..resultat..aleo dago ho vizana ao fa aty ivelany aty amano fihainana. Manompa avy ve dia tsy azo atao..tsssss...firenena tery saina nefa ...malala body tay tsisy hialana tay pory kindindreniny azy!!! Milay zalaha aty ivelany ety eeee....iza koa no ihaina amin'io fienena voroka tay io...zaho aloha rehafa makany ireny..manompa mihitsy ary rarahiko pory zay any eo!

Pareil @lay resaka legalisation io....fa nga tena hilaina koa zany
copie legalisee faty zany e??? copie fotsny dia tokony ho ety ary raha
tokony legaliser-na amiko, maninona no tsy tokonay atao tsy hisy ireo
filaharana sy ireny fomba mampiitonatonana olona ireny e??? NY any
frantsa ranga tong dia miditra enao, miandry kely fotsiny dia VITA!!!!
ary any ara zao efa tsy dia misy intsony izany...fa ny eto dago ao
tena mbola 11 eme SIECLE FATY MIHITSY>

Jerevo ny hopitaly aty: Sady ratys entretien, no maloto, no ny
dokotera tsy manana anizay 'psychologie' mitey izay fa mibetroka nefa
ny comptence any am-body...et encore!!!! Ilay rain'i rafozako zay moa
dia niady tao mihitsy hoe 'mangina ela fa za mandoha vola', satria lay
aide soignat gasy ireny miseo mibetroka ery dia en plus mbola manao
fisainana hoe 'enao nga tsy hiverina aty moa'; novalian'ny ngi
raininay hoe 'nga ato amin'la ihany no hopitaly ry lay kosoa ity!!!!"
Izany no misy eto madagasikara, olona vorika, no sady maivan-doha!!
faly aho fa nalikain'i nga rainy tao!! faly koa aho de toutes facons
rehefa mananiany olona ilay neveu-ko (nokitihany tao @ hanche-ny ilay
garde miseo milay izay t@ clinique teo ...fa niakatra fa...tsy hafa
manaotra satria i neveu moa manao farce fotsiny no sady mitsaoka no
mbola mikopaka mananaiany ihany) satria amiko, aleo izy mananiany olna
toa izay manao totondry analany an'ny fitezerany.

Jerevo koa ireo resaka fitsarana fiara. Sady mikorotana, no be
risoriso no mamery fotoana. Tena ...gaboraraka i Dago ity ary amiko,
tsy ny fahantrana (ara economique) no olona eto, fa ny FAHANTRANA
ARAN-TSAINA no tena olana..izany hoe ny FANABEAZANA IZANY.

2. rakhaba ( 12/03/2013 12:04)
Tsara i Dago. Ny Mponina ao aminy izany hoe ny Malagasy dia toy ny olona rehetra miaina eto amin'ity globe terrestre ity : ao ny manan-toetra mendrika, ao ny manan-toetra tsy mendrika, fa tsy azo atao anaty gony iray izany.
3. Benntoy ( 15/03/2013 10:50)
Za ko de miray hevitra amin' tony fa tena tsy milay miitsy eto dago eto. Aza misy miverina tsony nareo reto ze any am-pita any fa gidraka be eto. Aleoko manamôly de mba maka fafiny tsara any lavitra any, satria tena ts poins miits izany oe za izany no ho tonga any. Refa mitapy de adino daholo ireo zavatra voalazanareo teo ireo; mba eh!
4. bazylou ( 02/04/2013 00:11)
io tsy fitiavanao azy io indrindr ano tokony iverenanao aty hanova azy sy ny mponina ato aminy fa tsy any ivelan'ny bonga no minaonaona toin'ny gasin'andafy rehetra.

Le gasin'andafy be vava nefa tsy misy apoaka.

Raha te hipetraka any dia aza mieritreritra ny at y e

beuuurrrk
5. voromailala ( 24/07/2013 11:37)
Nahaliana ahy le resaka dia mba handray anjarana kely aho.

Mino aho fa malagasy efa nihaina tany amin'ny tany andalampandrosoana i VVSIhany matoa manana fijery mivelatra.

Misy fahamarinana ny zavatra lazain'i VVSIhany indrindra amin'ireo tanana lehibe ao dago.

Kanefa kosa raha mandeha mivoka ny renivohitra ianao, mankany ambanivolo, dia tsy ohatra an'izany ny toetran'ny malagasy any.

Amiko manokana izany ny sarobidy dia hoe aiza no ahitanao fahasambarana? Ivelany ve sa Dago? Hoan'ireo izany efa nivoaka an'i Dago izao no afaka mampitaha.

Fa jereo koa ny vazaha mipetraka tanandehibe ohatra Parisy ohatra dia ho hitanao ihany koa fa maro ireo zavatra azo tsikeraina.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959