chantrire - 07/02/2013 11:20
|
![]() Sendran' izany izaho androany t@ toeram- pitsaboana iray etsy Antanimena. Ny olona mantsy refa zatra mandray kafe ka tsisy mpanome dia sahiny mintsy ny mangataka na dia hita izao aza fa efa tsy misy aty amiko. Rehefa tsy manome moa izany aho dia nahazo vava be indray fa mbola hifankahita indray hono e! Raha mijery an' ilay mpangataka anefa aho dia hitako fa tena olona be karama no izaho izy. Izy anefa tsy te halala sady tsy menatra akory amin' izato fihetsiny. Raha teo akaikikaiky teo aloha ny BIAnCO dia efa tongako tany ny fitarainana e! Tsy haritro mintsy ka aleo hifampizarana e! |
ialahy - 07/02/2013 17:33
|
![]() ento amin'reny kopy plastik a jeter reny e! |
mirananirina - 07/02/2013 19:43
|
![]() |
chantrire - 12/02/2013 10:34
|
![]() Tena marina izany!Kafe mangidy be no omeko azy dia amizay izy tonga saina tsara. |
chantrire - 12/02/2013 10:35
|
![]() Tsara koa hevitr' izay an! |