Vohoka lahy sa vavy,ahoana no atao???

1. pompom ( 07/02/2013 07:25)
Manahoana daholo,
Mba mis fanontaniana kely ity
Misy efa nanandrana fomba ahazoana zazavavy na lahy kely ve?régime na fombafomba ka nahomby dia ahoana no nataonareo?
Mba maniry hanana zanaka vavy aho mantsy ka mba mila fanampiana.
Dia misy mahay mamantatra hoe lahy na vavy ny kibonao,ahoana no ataon'ireny olona ireny e?
novalian'i nounourse ny 24/05/2013 16:28
2. mirananirina ( 13/02/2013 12:12)
ny échographie ihany no afaka ahalalana na lahy na vavy ny zaza ao ankibo! izaho aloha tsy mba nanaraka régime sns,fa toa betsaka ihany ny olona manao sy mahay azy ireo
3. sakamenavody ( 04/04/2013 09:46)
raha te hanana zanaka vavy de tsy maintsy ny vehivavy no mi-domine rehefa manao firaisana,izany hoe ny vavy no manao action bebe kokoa noho ny lehilahy :miakara ianao vehivavy eo ambonin'ny lahy de po
^pio tsara ralehilahy ,de ho hitanao fa ho vavy ny zanakao avy eo
4. 5laody ( 21/05/2013 16:57)
Feno recette eto amin'ny aterineto fa izay hoe nanandrana aloha toa tsisy sahy milaza.

Jereo anie e: telo lahy ny zanakao dia mitady vavy kely amin'izay hamaranana azy

Hoy ry zareo izao hoanina mandritra ny roa volana anaovana azy, izao ny sakafon' i Madama,
izao ny sakafon-dRamose. ity ilay position de wawawa de wawawa.

Eny ary, raikitra.namboarina ny ambiansy.

afaka sivy volana: Balitakely kambana roa no mipoitra.
izay mahasoa ataon'Andriamanitra e
5. nounourse ( 24/05/2013 16:28)
Manahoana Tompoko...misy fomba mihintsa ka . Ny tena ideale dia : 12h jusk 24H alohan ovulation an le vehivavy no manao firaisana. Satria amin'iny le spermatozoide efa faible satri efa nijanona kelk heures vo nahatratra an le ovule (ny tiko tenena amin le oe faible ny sperme dia hoe : ny sperme Y manko matanjaka sy dominan fa mora maty par contre ny sperme X maharitra andro maromaro vo maty na faible ary ). Ny vehivavy tsy mitondra an'io na matanjaka ny azy na tsia satria ny anazy X Xfoana ny cromosome sexuelle any. fa io ny lehilahy no mitondra azy satria ny lehilahy no manana fenotipe anankiroa XY (raha Y dia lehilahy raha X de vehivavy). de ny fomba ahazoana lahy na vavy miankina amin le duree de vie an le cromosome reo hoe firy andro ny duree an X de n Y.
D ny ideal dia 12H jusk a 24H alohan maha periode d'ovulation an le vehivavy io no manao firaisan amin 'iny manko ef tsy nahatratra dol n ankamaroan sperm avec cromosom Y, dia misy probabilite be dia be ny hoe cromosom X no mankao satria iny na faible ary somary lavalava n duree de vie any,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7565