Toerana any Mahajanga

1. akamatiana ( 04/02/2013 15:57)
Miarahaba antsika rehetra , mba saika anontany an'ireo namana izay mipetraka any mahajanga ny tenanay , mikasa ny mba hanao vakansy any manko , ka raha mba misy mahafantatra toerana ( villa sns....) azo hofaina ireny mba prix abordable zany e, betsaka izahay no mande (25 olona eo ) , dia mba omeo contact sy reperan'ilay toerana azafady .

Misaotra amin'ny fanampiana
novalian'i miarilala ny 18/03/2013 20:41
2. miarilala ( 18/03/2013 20:41)
Efa nahazo valiny ve enao sa efa vita ny vakansy misy toerana malalaka mahazaka olona be da be toa anareo zany ao Antanimasaja
mazoto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2803