tournant

1. rabefou ( 23/01/2013 17:37)
misy tournant kely izay eo akaikin'ny tranonay, zahay mantsy aty ambanivohitra, farafahakeliny 1 isa-tapabolana ny accident eo, na io fifampikasohana, na io fifandonana mihitsy. isaorana an'Andriamanitra fa tsy mbola nisy namoy aina teo fa ratra sy fahasimbana foana no matetika mitranga. mampanontany tena hoe inona no tokony atao eo amin'io kihon-dalana io. PK 0 RN2A Ambatomanga. ho an'izay mandalo eo, mitandrema fa tsy ampoizina mihitsy ilay izy
novalian'i ral_ ny 09/03/2013 16:59
2. hery ( 24/01/2013 01:32)
Gravy tokoa izany

Tsy misy takelaby mampilaza mialoha ve? Tokony misy fampitandremana sy filazàna fampihenana ny hafainganam-pandeha.

Raha toa ka tsy misy dia azo atao ny mangataka amin'ny kaominina na amin'ny mpandraharahan'ny fitaterana.

3. cbd ( 24/01/2013 06:33)

hery:

Gravy tokoa izany

Tsy misy takelaby mampilaza mialoha ve? Tokony misy fampitandremana sy filazàna fampihenana ny hafainganam-pandeha.

Raha toa ka tsy misy dia azo atao ny mangataka amin'ny kaominina na amin'ny mpandraharahan'ny fitaterana.

ka ny olana raha hasiana takelaby eo d angalarin'ry zalah hanaovany fiara kely satria vy io kty


4. cbd ( 24/01/2013 06:33)
ka ny olana raha hasiana takelaby eo d angalarin'ry zalah hanaovany fiara kely satria vy io kty
5. ral_ ( 09/03/2013 16:59)
Izay ilay hoe misy lolo eo fa mandefasa klaxonne foana hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0091