faux ongles

1. babare9 ( 22/01/2013 20:14)
Marina tokoa ve fa tena manimba hoho ny faux ongles e.
novalian'i silance ny 11/02/2013 17:35
2. ticoeur ( 25/01/2013 08:36)
eny, maha-fragile ilay hoho ao ambany ilay lakaoly ametahana ireo faux, mbola tsy maintsy chimique koa ny analana azy avy eo, tsy miaina ilay hoho ary mora mitahiry champignons ny fijanonan'ny faux ongles ela
3. sipagasy ( 04/02/2013 12:06)
izaho dia niala aloha hatreto fa tena simba ny hohoko, dia vernis sisa no ataoko, nefa koa ny vernis tsy tonga dia ahosotra amboniny eo fa tsy maitsy hosorana 'base' aloha miaro azy vao mandokondoko izay tiana ianao,
4. silance ( 11/02/2013 17:35)

oui satria rehefa esorina dia lasa malenileny be sady simba lay hoa voatrindrin'ny lay faux ongles
je te le déconseille
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1701