fofon-kelika sy fofom-bava

1. babare9 ( 22/01/2013 20:11)
bjr daholo e, mba mila fanampiana e, inona no mampahafaka ny fofon-kelika sy fofom-bava fa mahamenatra satria mba mifanerasera @ olona ihany.
novalian'i vale ny 11/04/2013 10:57
2. sakamenavody ( 02/02/2013 19:41)
fofonkelika ,hosorana voasarimakirana de afaka,ny fofombava dia borosio @ vovokasaribao ny nify de afaka ny fofombava
3. manjasoa ( 03/02/2013 13:44)
halamony homéopharma apesana aminy le helika de le vava mety ho maro2 ny antony toiny aty vava tsy madio tsara,na aretimbavony na aty ihany koa,ny tena mety dia misotro rano matetika
4. pompom ( 07/02/2013 07:21)
Mihinana persil analana fofom-bava dia ny fofon-kelika,esorina ny volo tena épilena mihitsy,dia avy eo afaka mampiasa alamo na déo
5. Rakhaba ( 08/02/2013 11:57)
Misotro rano matetika na ho an'ny fofon-kelika na ho an'ny fofom-bava
6. Ratoa ( 08/02/2013 22:56)
ankaotr'ireo dia mandro marain-tsy hariva dia misolo akanjo isan'andro, tsy iverenena y akanjo fa nanaovana raha tsy efa voa sasa. Mampiasa alamo isaky ny avy mandro. Soloina déo ny alamo rehefa lefy ny fofona satria mi irriter ny hoditra ny alamo na ny voasary makirana.
7. vale ( 11/04/2013 10:57)
na dia misasa aza ve dia mamofona foana ry babare9? tsy misy ohatry ny manao madio ihany, ka inona moa, dia asiana déo, na citron, na alamo avy eo ny helika,ary esorina ny volon-kelika fa tsy avela haniry eo, ny vava no manahirana kely satria na miborosy nify ara-dalana rehefa strésser dia misy fofom-bava ny olona sasany, mety marary vavony koa, fa misy traitement atao amin'izy ireny tsara, za nahafatatr'olona tena nanana mauvaise haleine, dia nanatona doc ka nahazo fanafody, dia afaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5229