You are here: home > Forum

o ry Bainn a afaka miditra ato am serasera amzay elah .....

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : o ry Bainn a afaka miditra ato am serasera amzay elah .....
Valiny : 4
andrywui - 22/01/2013 12:49
az a mitsoatsoaka any ampandosirana any tsony ela bainn Rapikatti (Radani) fa mivoaha de manorata eto amn ps pikatti amzay elah raha izaho no nataoranlah teto fa efa andro vitsy sisa de tsy ho tazanlah eto tsony ah angamba ! afaka amifaly elah bainn a asio arozazy !!!! hon hon hon hon
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 22/01/2013 12:50
tsy itako koa ze mampandositra anlah ! ny tranonlah eo bagnolet sy le eo a 16em ary itako ,milay le 4x4 anlah iny bain aaaaa
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 22/01/2013 13:09
http://www.forum-auto.com/static/images/perso/4/slimfat.gifhanasa tanana amlah ah farany de ataoko veloma elah !!
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 26/03/2013 00:43
mercii lesss
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 02/05/2013 12:56
apeleo ah bainnnn a
Valio | Miverina eny ambony