FIFAMPIARAHABANA TRATRY NY TAONA 2013

1. naritsimba ( 22/01/2013 07:41)
Tratry ny taona daholo e!
Io izany no hafatra avy @ Prezidà GLOU
@ 9 fevrier ndray zany ny fotoana hanaovantsika fiarabana tratry ny taona 2009,2010,2011 eh, de ahintsiko espace oasis ilay fandehanantsika no atao fa eny no hita fa mety @ tsiak tsy lavitra buxi, no azo hiafina ny fidirana izay 20.000fmg, ny frais dia 2500fmg aller 2500fmg retour homanina satria ho resahina hanatitra hatreny ambavahady ny fiara, samy mitondra ny sakafony sy ny boissonny ny tsi1.1, ary hiangaviana koa mba samy hitondra amuse geule kely hiarahana (cracky déconseillé) mitondra maillot de bain ho an' izay te hilomano, sao hanao ohatran-dravatorano eo we any vao hanofa nefa tsisy omby azy le tany lol, dia afaka mitondra namana fa mba namana cool entina dia ny fotoana @ 8h jusk'à 9h eo @ arret bus solimotel , izay tara @ io fotoana io dia tonga dia any fa mora hita fa dila io fotoana io dia lasa izay ankizy tonga eo , koa manentana antsika ho avy bdb indray @ izao fifohazan' ny serasera dago zao , mankalaza ehhhh
2. sipagasy ( 22/01/2013 13:11)
mirary soa e!!! dia ataovy betsaka ny sary annnn
3. akamatiana ( 22/01/2013 14:48)
slt
aiza waiza zany espace OASIS zany azafady ,lalana mivoaka makaiza ?
misaotra
4. hery ( 23/01/2013 20:43)
Vontovorona mihitsy.
somary ery ambony havia ery rehefa tonga eo amin'ny sampanana...
5. glou ( 25/01/2013 06:56)
de faly miarahaba antsika tratry ny taona daholo indray eh! hery> tratry ny taona ramose, de ahoana koa io fanoroana toerana ataonao io (lol) , tonga any @ cur vontovorona ianareo dia manontany olona we aiza ny siniben-drano eto vontovorona dia lalana miakatra mankany @ io siniben-drano ilay izy antenatenan' ilay fiakarana coté gauche raha ho any de mirary antsika ho tonga maro
6. akamatiana ( 26/01/2013 03:58)
dia misaotra betsaka aminy fanoroana le toerana , fa dia any daoholo tsika zany no mifankahita ,misaotra president aminy le fanoroana toerana
dia miasaotra ny GLOU e
7. razafy4 ( 28/01/2013 18:53)
Salama Daholy ééé ! misaotra betsaka fa voaraiko soaman - tsara ny hafatra ary eto izaho dia efa mirary sahady ianareo namana rehetra izay tonga @ io fotoana io fa tena ialako tsiny be dia be fa tsy afaka ny tenako nohon ' ny antony arak ' asa , nefa mba ho tonga any izaho @ io fotoana io satria tsara ny fiarahana @ namana . Angatahan - tsika @ Andriamanitra mba ho samy ho lava vilomagna atsika jiaby fa @ manaraka dia ho tonga izahay ééé ! miarahaba isika ato @ namana sera ² rehetra tratrin ' ny taona 2013 . Izay ary fa andeha hametra - beloma ho atsika jiaby .
hery:

Vontovorona mihitsy.
somary ery ambony havia ery rehefa tonga eo amin'ny sampanana...
8. rshery ( 29/01/2013 05:03)
Salama Daholo e!
Mahavità be daholo nareo de ataovy maro ny sary e! Zahay tsy afaka fa tavela aty amin'ny sisiny. De mirary fifampiarahabana tratry ny taona sambatra!
9. kaboushna ( 29/01/2013 08:09)
tena any ampefy zah amin'io mamita asa!
fa mirary soa ho antsika rehetra e !
10. mamouchka ( 29/01/2013 11:30)
Mamouchka : Diamiarahaba ny namana rehetra ato amin'ny serasera nahatratra ny taona, ary dia miarahaba mùanokana an'i Hery ihany koa.
Ho hezahina ny ho tonga na tsy mahatratra bus aza dia mety hitondra fiara ihany aho.
11. Lejao ( 29/01/2013 11:48)

msotra fa voaray e, hihezaka hoavy e
12. bodoli ( 30/01/2013 01:38)
Voaray ny hafatra ,misaotra indrindra . Mirary soa ho anareo rehetra handeha ary miara -mihonona amin'ireo izay tsy afaka koa .Mbola ho be ny ho sisa anefa . Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho antsika rehetra amin'ity taona 2013 ity ? Samy ho tahian'ny Tompo . Bodoli


Lejao:


msotra fa voaray e, hihezaka hoavy e
13. jysaina ( 30/01/2013 02:40)
Miarahaba antsika rehetra. Tsara le hevitra sy ilay toerana. Indro kely amiko, izahay dia teny Vontovorona no nipetraka,lasa nifindra aty @ sisiny. Mirary soa antsika rehetra. Mora hita ny toerana. Eny @ terminus Vontovorona miala (tsy miala eo @ CUR). Rehefa tonga eny @ terminus dia anontanio an la Receveur fa tsy misy izay tsy mahita io Oasis io.
Raha tsy mitondra daba de aza de manao mamo loatra fa tsy hoentin'ny taxibe.
Bonne ambiance e!


14. perla ( 30/01/2013 06:14)
Sôtsa fa voaray e!!!! sôtsa kou amin'ny fanomanana.
EEEhhhhhh tongava dôly mou e, ny ahy zao ny tadidiko farany dé lé teny Ampasanisadoda dé nasiana mot de passe houé mitondrà CD eny an-tanana dé kôpy dôly ny bobaka houé akama ao amin'ny serasera zany an!!!! bonne préparation dôly ô
naritsimba:

Tratry ny taona daholo e!
Io izany no hafatra avy @ Prezidà GLOU
@ 9 fevrier ndray zany ny fotoana hanaovantsika fiarabana tratry ny taona 2009,2010,2011 eh, de ahintsiko espace oasis ilay fandehanantsika no atao fa eny no hita fa mety @ tsiak tsy lavitra buxi, no azo hiafina ny fidirana izay 20.000fmg, ny frais dia 2500fmg aller 2500fmg retour homanina satria ho resahina hanatitra hatreny ambavahady ny fiara, samy mitondra ny sakafony sy ny boissonny ny tsi1.1, ary hiangaviana koa mba samy hitondra amuse geule kely hiarahana (cracky déconseillé) mitondra maillot de bain ho an' izay te hilomano, sao hanao ohatran-dravatorano eo we any vao hanofa nefa tsisy omby azy le tany lol, dia afaka mitondra namana fa mba namana cool entina dia ny fotoana @ 8h jusk'à 9h eo @ arret bus solimotel , izay tara @ io fotoana io dia tonga dia any fa mora hita fa dila io fotoana io dia lasa izay ankizy tonga eo , koa manentana antsika ho avy bdb indray @ izao fifohazan' ny serasera dago zao , mankalaza ehhhh
15. nyh ( 30/01/2013 11:27)
salama daolo e!
d aona zany zay fa zay mirava @ 12 ny asabotsy! sao d tong any zay d efa mirava sahady?
16. perla ( 30/01/2013 11:38)
Izay tonga ihany no arahabaina, hafa ihany lé mihaona e sé ahoana?
17. MILY ( 30/01/2013 18:51)

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2013.Mirary ny soa sy ny mamy.
Misaotra fa voray ny hafatra
18. Olivier21 ( 31/01/2013 14:06)
Misaotra f voary e!!!!!!!
d mazoto f tena tsy afaka @ zany mintsy zay
ok!!!! d koukou any @ rehetra any e
d mavita be!!!!!!!!lol:!!!!!!
19. Ralay ( 31/01/2013 16:51)
Dia miarahaba anareo rehetra avy hatrany tratrin'ny taona izany fa ny tenanay na te ho tonga aza dia tsy afaka fa miaraka aminareo an'eritreritra e!
20. ora ( 01/02/2013 09:06)
Mahafinaritra lay fiarahana toa izany ary dia misy sosokevitra kely ihany raha mety, ndeh mba somary asiana fitoviana amin'ny zavatra anakiray e, ohatra oe atao miloko maintso daholo ny ambonin'akanjo, na oe manao jean daholo, na oe mandeha pied nu daholo (lol)....na asa izay mba hisian'ny fitoviana eo amintsika rehetra e, efa nahita fiarahan toa izany mantsy ny tena ka dia tsapa oe mahafinaritra be ny mijery azy, tsy voatery oe ireo loko ireo an, fa izay mba azo ifanarahantsika. Ahoana ny hevitrareo amin'izay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4362