You are here: home > Forum

mitady asa à frantsa!

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : mitady asa à frantsa!
Valiny : 22
AMIG0 - 21/01/2013 09:43
Ahoana no fanaovana azy io?
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 21/01/2013 13:41
misy raha mila asa toi ry akama a serieux zany mi livre colis ao amin'ny chronoposte 1500e ny karama ! atsoy 0652234604 fa mitady mpiasa maika zahay izao !
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 21/01/2013 13:42
patron Mr rabarry ny anarany gasy izy ! mila olona folo
Valio | Miverina eny ambony
AMIG0 - 21/01/2013 14:41
andrywui> de 1500 e fotsiny v le? tena tsy revekou zany hahaha ra vô gasy kou le patron de mbola ts revekou iany kou lol
Valio | Miverina eny ambony
nilex - 21/01/2013 14:56
dia aza misa aloha fa miandrasa eo e,ny bozaka koa mbola betsaka azo handrahoina fa ny mamoaka azy fotsiny no manahirana.i andrywui ary izao maninona ,mazoto tsara izy
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 22/01/2013 11:06
Afaka omena patron tavaratra ary ra amigo de mifanaraha ao kou , Inn no problème ni amigo amn gasy ? Sao de ory java-manana kosa fa tsy mety aaa ..
Ny karamandry zalahy livreur amn poste reo aza ane ry amigo 1200€ à 1300€ nefa mitondra 180colis amzany ry lerony e ,mila mibouge mafimafy toi refa eto paris ra amigo à any amn tanana no mbola misy mitogaigy n'y kofy fa eto tsisy fika e norma io karama io frère
Valio | Miverina eny ambony
amig0 - 13/02/2013 16:18
Ratsy anga ra vô oe tavaratra le patron, sa ny ao antsaina de tena fanavakavanana olona tohiny racisme??!
Valio | Miverina eny ambony
irdna - 04/04/2013 07:51
ary mety v rah mbol aty dago nefa t hanw io asa io? ahoana ny hatao?
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 04/04/2013 09:04
Mety rah any dago elah kah mdr alefaso poste ny ambiroanlah hiasa fa tsenaiko
Valio | Miverina eny ambony
irdna - 04/04/2013 09:33
alefako mailak e ... lol
fa ef feno v alou le isa sa mbol mitady e?
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 02/05/2013 12:55
mbol mitady fona e misy fona ny tourné ra mazoto toi , atsoy le num eo ambony io !
serieux ane io kozy io e
Valio | Miverina eny ambony
Radoul - 04/05/2013 04:39
hahaha efa zatra andevozina vazah ra AMIGO de ts mety hiasa @ patron Gasy lol
Valio | Miverina eny ambony
amig0 - 06/10/2013 12:47
efa nahita asa za ka, sady patron ihany kou izaho, izaho izany no mibaiko, ny mpiara miasa amiko de vaza, ary tsy andevo ireo fa mpiaramiasa lol
Valio | Miverina eny ambony
amig0 - 06/10/2013 12:52
Sôde andevony gasy sy vaza i Radoul?
Valio | Miverina eny ambony
irdna - 07/10/2013 09:02
otrn ts mahazo le num io ambony io fa sao d mis num hafa afaka mandray ry zalahy a
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 07/10/2013 09:47

irdna
otrn ts mahazo le num io ambony io fa sao d mis num hafa afaka mandray ry zalahy a

Ok alefako ao émail n i toi ...
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 07/10/2013 09:47

irdna
otrn ts mahazo le num io ambony io fa sao d mis num hafa afaka mandray ry zalahy a

Ok alefako ao émail n i toi ...
Valio | Miverina eny ambony
irdna - 07/10/2013 11:28
ok alefaso amn'ity adresse ity ary e irdnaa@yahoo.fr merci
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 07/10/2013 11:36
Efa ato amn message privé ato nalefako ao ,,sokafy message serasera
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 16/10/2013 18:23
mba tadiavo asa any ko les aho bainina a
Valio | Miverina eny ambony