You are here: home > Forum

Notifications

Lohahevitra : Momba ny serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : Notifications
Valiny : 1
Nehemiah - 21/01/2013 07:12
Tokony asiana ny lohatenin'ilay lohahevitra novaliana ny notifications rehetra fa ny sasany tsy misy ka manjary sarotra be ny mikaroka an'ilay izy ao @ serasera rehefa tsy tadidy ny misy an'ilay lohahevitra.
Valio | Miverina eny ambony
hery - 21/01/2013 15:40
Ttokony misy lien any am notifications dia iny fotsiny no tsindrina
Valio | Miverina eny ambony