Tovovavy fanaovana "entrainements" fotsiny alohan'ny fanambadiana sy tovovavy "natao halaina vady"

1. yrmia ( 15/01/2013 15:07)
Ono oa r'zala,aon ny evtrarw momb io teori io,oe mizar 2 ny fisokajinarw ny vevav d irw volaz rw ar lé alèn vad d ten ts tinrw kasindalitr
2. cbd ( 16/01/2013 05:14)

yrmia:

Ono oa r'zala,aon ny evtrarw momb io teori io,oe mizar 2 ny fisokajinarw ny vevav d irw volaz rw ar lé alèn vad d ten ts tinrw kasindalitr


ataovy teny MALAGASY nama fa tsy misy azo ny lazaina
3. mirananirina ( 18/01/2013 09:32)
Nnntssss aiza koa no hisy izany?Angamba 2% ny lhl no mieritreritra izany!!Ny tena marina dia ny hoe mbola tsy te hanambady, mbola tia milalao vhv sns...Koa raha tsy baolina koa anaovana entrainement
4. andrywui ( 22/01/2013 13:40)
aaa tena misy ny sipa fanaovana entrainement alou ry mirana a !
vizanina tsara alou ireny atao amin fanaovana azy tsara alou , de refa hay tsara ny fika rehetra de alaina amzay ze tena ho vady !! ..
5. bool ( 27/01/2013 05:49)

cbd:


yrmia:

Ono oa r'zala,aon ny evtrarw momb io teori io,oe mizar 2 ny fisokajinarw ny vevav d irw volaz rw ar lé alèn vad d ten ts tinrw kasindalitr


ataovy teny MALAGASY nama fa tsy misy azo ny lazaina


fanazarantena sy fanazaram-batana ifampizarana io e.samy mahao fafiny ny roa tonta de tsisy miady.
6. ded.kitty ( 16/02/2013 07:42)
Tsy mampaninona ahy aloha raha izaho no ataon'ny tovovavy "entrainement" fotsiny. Tsy dia sarotra loatra izany rehefa somary makorelin-dahy fisainana izay. Heh heh heh.

yrmia:

Ono oa r'zala,aon ny evtrarw momb io teori io,oe mizar 2 ny fisokajinarw ny vevav d irw volaz rw ar lé alèn vad d ten ts tinrw kasindalitr
7. 5laody ( 25/03/2013 22:53)
Sali daholo e,

Sady hanaovy entrainement izy no alaivo vady fa aza mody masina eo. Lasa atahoranareo anie ny mikasika azy raha izany no fandehany e.
8. bazylou ( 02/04/2013 00:23)
na tianao na tsy tianao ry mirananirina dia misy io an. Misy vhv natao jerena fotsiny, misy ny anaovana firaisana fotsiny di amiala ny maraina, ary misy ny vhv nato hovadiana.

beeeuuurrk
9. vale ( 16/05/2013 09:37)
andray kosa, maninona raha traité-na mitovy fa samy olombelona mitovy izao, tsy mety izany !
10. rakotobe425 ( 10/07/2013 09:52)
Hanina aloaha e! NY vahivavy koa mila firaisana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5023