Mitady correspondant any canada

1. wooda ( 05/01/2013 19:43)
Salama daoly ô!

Mirary ny soa ho antsika rehetra amin'ity taona 2013 ity,

Ho fikarakarana ny dia izay hatao any canada amin'ity taona ity, dia naika hanontany anareo izay mipetraka any sao dia mba afaka hizara traikefa sy toro hevitra madinidinika.

Maro ihany ny site izay nojerena fa ny hevitrareo izay efa mipetraka any no tiana ho fantarina.

Misaotra mialoha dia mirary fahombiazana
novalian'i tiris8786 ny 30/10/2015 16:54
2. saho ( 05/01/2013 21:08)
Miomana amin ny fisedrana hatsiaka. Raha mbola misy azo atao ihany ny hahafahana mijanona any Gasikara dia mijanona any, tsy hahatanty hatsiaka any Canada ny Malagasy zatra hafanana. Ny sakafo koa etsy andaniny, tsiss sakafo Malagasy any. Ho anareo izay te hivoaka aty ivelany, tadidio fa raha mandalo fotsiny dia mahafinaritra fa raha hoe tena hifindra monina dia any Tanindrazana ihany no tena tsara indrindra, Aza maimay hivoaka ivelan i Gasikara izany raha tsy hoe hianatra na hanao vacances fa mipetraka ivelan i Gasikara mahita experience maromaro aty, fa raha vonona hisendra hatsiaka ny ho any Canada dia bonne chance e!!!!Soa fianatra fa raha tsy mahay misendra dia tsy mahatamana.Za tsy any Canada fa efa nandalo tany.
wooda:

Salama daoly ô!

Mirary ny soa ho antsika rehetra amin'ity taona 2013 ity,

Ho fikarakarana ny dia izay hatao any canada amin'ity taona ity, dia naika hanontany anareo izay mipetraka any sao dia mba afaka hizara traikefa sy toro hevitra madinidinika.

Maro ihany ny site izay nojerena fa ny hevitrareo izay efa mipetraka any no tiana ho fantarina.

Misaotra mialoha dia mirary fahombiazana
3. wooda ( 06/01/2013 05:43)
Misaotra namaly, tena marina. Efa hay ihany izay ho sedraina any, fa ny tena antony andehanana any dia mikasika fianarana. Ny eto dago efa hita maso ny ho aviny, tsy ampy.
4. haingo17 ( 26/01/2013 03:00)
salama enao,

marina dol ny teninilay namana eo ambony fa soa enao fa efa nivonona hiatrika izay hatsika zay fa tena henjana lay izy! reto misy liens vitsivitsy sod afaka hanampy anao aminilay fifindra-monina! d lay farany io no mety hanampy anao ahita trano na coloc amin'olona :)!
www.lacitec.on.ca/
www.uottawa.ca/
http://www.blog-canada.com/
www.expat-blog.com/

dia bonne chance zany !
5. cbd ( 04/02/2013 16:34)
io ny anao wooda

Accord de publication N° 012 / S-18/ 197582/01-04-2011 DU PROJET
Cadres et Jeunes diplômés Bienvenus,
CE MESSAGE VOUS A ÉTÉ ADRESSE PAR L'AGENCE D'INFORMATION DE
NWC International de canada, le ministère des affaires étrangère , et la Direction du service INFO WEB PLUS vient de vous informe sur son
éventuel recrutement de personnels pouvant travaillez dans tous les secteurs techniques et professionnels de sa société. le présent programme prend naissance et se veut un moteur évident pour la lutte contre la pauvreté et la promotion de l'intégration réelle de l'Afrique dans le programme de mondialisation et d'ouverture du territoire CANADIEN aux étrangers.
Lors de notre dernière réunion, le conseil administratif a décide d’offrir cette opportunité a plusieurs personnes sans distinction de race, de nationalité et ni de sexe.
CONDITIONS D'EMBAUCHE
1-Avoir entre 19 et 75 ans au plus.
2-Être de bonne moralité.
3-Être disponible à voyager .
4- Avoir une maîtrise de l'outil informatique.
5-Savoir bien parler le français si possible l'Anglais
6-Être titulaire du BEPC, BAC ou autre diplôme professionnel
N'ayez pas crainte car un groupe est envoyé en Afrique après le conseil administratif pour s'occuper du recrutement.
Alors, veuillez adresser une demande a l'adresse suivant pour avoir le dossier a fournir et le formulaire à remplir:direction_nwci_canada@ymail.com tout en précisant votre pays de résidence.
Franche collaboration
L'agence d'information
NWC
6. tiris8786 ( 30/10/2015 16:54)
ny voalohanteny dia ny hatsiaka. Ny olana dia misy fotoana tena mangatsiaka be ary faharoa dia ela be ny hiver. mila manao akanjo adapté saingy ny tena adapté dia lafo be.
ny sakafo tsy lasa, mila mahandro isan'andro satria sady lafo ny vidiana vita no ao ny be sira, be siramamy, be menaka.
ny vidimpiainana dia azo lazaina hoe manahirankirana ihany amin'ny voalohany satria izay rehetra atao dia andoavana vola.
ilaina ny manana tomobilina raha tsy mipetraka centre ville.
ny fianarana dia lafo ho an'ny avy any ivelany ary sarotra be mahita asa raha tsy manana expériences aty amin'ny taniny ianao. mandrapahitanao ny asa sahaza anao dia tsy maintsy manao an'izay asa tsy misy mpanao.
lafo ny frais d'avion mankany Dago hany ka sarotsarotra raha fianakaviana no mba hiverina hanao vacances any Dago.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3776