serasira

1. Lahygasy ( 03/01/2013 08:34)
Fahasalamantsika rehetra!
Ity teny vao ity dia hevitra vao avy amin'ny teny hoe "serasera", ka ny fifanakalozana dia masira, izany hoe, miendrika teny mamoafady ny tsy fiseho masoandro angaha no marimarina kokoa.
Mangataka antsika hitsakotsako izany hevitra vao izany.
Misaotra mialoha.
lahygasy
novalian'i Lahygasy ny 04/01/2013 08:16
2. ral_ ( 03/01/2013 18:00)
Miarahaba o

Tsy ĥoe tantara masira fotsiny izany ilay izy fa izay ifanakalozana rehetra dia masira daholo?
:D
3. Lahygasy ( 04/01/2013 08:16)
Faly mahafantatra anao ral!
Aleo angaha atao hoe fifanakalozana masera ny serasera,
ary serasira kosa ho an'ny fifanakalozana maherivaika na henjakenjana...tpt!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2075