zem sy spoiler

1. sitlo ( 21/12/2012 13:09)
Mety ho tsara raha asiana j'aime sy spoiler ny forum serasera.

Ny j'aime dia ohatra ny amin'ny facebook like. Efa misy(talohan'ny facebook) amin'ny forum hafa toy ny vbulletin sy IPboard. Ny phpBB tsy haiko loatra. Thanks no iantsoandry zareo azy.

Ny spoiler indray dia mila boutton sy javascript kely. Ny tena ilana azy dia anafenana izay afaka dinganina rehefa mamaky dinika. Sary glady be ohatra, dia rehefa clikena ihany ny boutton spoiler vao miseho, dia rehefa klikena dia mihidy indray. Somary efa klasika amin'ny forum ihany koa io. Fa tsara kokoa, saingy mbola tsy hitako dia raha afaka asina titre eo akaikin'ny boutton ahalalana mialoha ny ho hita.
Afaka amahana tsara ny olana ao amin'ny fivavahana sy finoana io amin'ilay hoe mameno dinika be ilay copie/coller toko sy andinin'ny baiboly...
novalian'i sitlo ny 27/12/2012 10:28
2. hery ( 23/12/2012 07:58)
Misaotra tamin'ny sosokevitra

Ilay j'aime aloha efa tao antsaiko ihany.

Ilay spoiler no tsy azoko tsara. Iza no mamaritra hoe tokony hafenina ilay soratra? Rehefa misy sary ngeza na misy lahatsoratra lava loatra ve dia tonga dia afenina?
3. andrywui ( 26/12/2012 22:42)
ampahafirin'ny fahaizan'ny hery zany e , application ana baiboly aza vitanlery !! zah mahatoky anao amzany zem zem zany tonton fa ataovy aa ! ...anaparo ny lohanao mihitsy ity serasera ty e ,ampahafantaro ny olona fa tsy ny fanalana PS sy fiblokena IP ihany no hain'i tonton e ! merci ee
4. sitlo ( 27/12/2012 10:28)
Ity misy ohatra amin'ilay thanks jereo eto

Dia ilay spoiler BBcode ihany ka. Izany hoe ny mpanoratra ihany no misafidy. Ny olana kely matetika dia ny spoiler ao anaty spoiler... mitovy amin'ny quote ao anaty quote ihany io olana io. Asina limite ny fataon'ny olona, izany hoe 2 na 3 ihany ny halaliny.

Ity misy ohatra

Dia ity ohatra ilay spoiler anaty spoiler
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4401