F'angaha azo hanina ny Coliseum ?

1. Nehemiah ( 11/12/2012 07:57)
Lanin'ny valala ny ampahatelon'i Madagasikara, nefa tsy mahita raha atao afa-tsy ny mandany vola tsy fantatra avy aiza @ Coliseum sy ny fanokanana azy miaraka @ "artistes" avy eran'i Madagasikara. Fa nahoana ?
novalian'i moi ny 23/05/2013 11:39
2. hery ( 11/12/2012 08:40)
Aleo kosa coliseum toa zay hanome sakafo ny mahantra e. Ny mahantra angaha moa tsy hisy foana.

Sady mba DJ aloha izao ny prezidà dia aleo mba hifanaraka amin'izay ny tetikasa. Izany any atsimo izany mbola afaka miandry.
3. Lars ( 11/12/2012 09:45)
Mampalaelo mints reto zanak'dada saikanina reto fa ngah nareo d tsy mba mieritreritra fivoarana mints fa d hanina fôna e! Zany ihany no naharobaka ny dadanareo teo @ sezany fa tendakanina lôtra ts mahalala vôky d mbola reo ndray koa ny zanany fa mbola saikanina iany. Tena marna alou fa tsy azo hanina ny coliséum fa maztou ary mihinana ny sisana béton sy fatim-by an'ny tikô sy magro e! Reny mants finana tsara ampiana lé moellon fpetrapetrahana ao @ magro @zay voky tsara e! Hu!hu!hu!
4. cbd ( 11/12/2012 10:23)
mba misaina ra lard a!

vonjeo aloha ny mahantra tsisy ho raisina,

vonjeo aloha ireo voaroban'ny dahalo isan'andro

vonjeo aloha ireo tsy maman-kalofana

vonjeo aloha ireo fianakaviana mijaly miaraka @ zanany tsy afaka mianatra

vonjeo aloha ny trafika bois de rose

tortue

volamena

diamondra

sns...ahondran'fatin'alika hatramizao !!!

atao inona zay coliseum, sa ao no andevenana andrajoell?
5. Lars ( 11/12/2012 10:46)
Ie! D miandrasa famonjena fôna ary fa aza miezaka e! A/tra ary tsy manampy zay tsy manampy ny tenany ka maika fa olombelona. Zay no mahavoa anareo miandry tolorana fôna d andraso rajoelina kou no hampiditra sotro any ambavanareo e! Iza no tena tokony mba hisaina? Hu!hu!hu!
6. Nehemiah ( 11/12/2012 12:17)

Lars:

Ie! D miandrasa famonjena fôna ary fa aza miezaka e! A/tra ary tsy manampy zay tsy manampy ny tenany ka maika fa olombelona. Zay no mahavoa anareo miandry tolorana fôna d andraso rajoelina kou no hampiditra sotro any ambavanareo e! Iza no tena tokony mba hisaina? Hu!hu!hu!

LOL beuh. Tsy mba zanak'i Dada an aho ! Raha ny fironako politika no fintinina dia "Ni...Ni...Ni...Ni...". Le zavatra tsapako dia tsy mba misy fiantraika tsara @ fiainan'ny sarambabembahoaka mitolona isan'andro hameno ny loviany na ohatran'iny ary ny nataon'ny FAT hatrizay.
7. misratana ( 11/12/2012 13:22)

Nehemiah:

Lanin'ny valala ny ampahatelon'i Madagasikara, nefa tsy mahita raha atao afa-tsy ny mandany vola tsy fantatra avy aiza @ Coliseum sy ny fanokanana azy miaraka @ "artistes" avy eran'i Madagasikara. Fa nahoana ?


milay ny kianja eh, sady manome asa mba ahafahan'ny olona mividy HANINA (pub ami haino aman-jery, affiche imprimerie, varotra cd sns, asa ho an'ny sécurité, varotra hanimasaka, location sono, frais ho an'ny taxi-be, karaman'ny artiste, cachet ho an'ny commune sns), mampialavoly ny mponina , ary mampivelatra ny sehatry ny kanto mba ho matiHANINA bebekokoa,disobe ilay hoe kianja tsy azo hanina, eritreritra tsy lasa lavitra
8. misratana ( 11/12/2012 13:26)

Nehemiah:


Lars:

Ie! D miandrasa famonjena fôna ary fa aza miezaka e! A/tra ary tsy manampy zay tsy manampy ny tenany ka maika fa olombelona. Zay no mahavoa anareo miandry tolorana fôna d andraso rajoelina kou no hampiditra sotro any ambavanareo e! Iza no tena tokony mba hisaina? Hu!hu!hu!

LOL beuh. Tsy mba zanak'i Dada an aho ! Raha ny fironako politika no fintinina dia "Ni...Ni...Ni...Ni...". Le zavatra tsapako dia tsy mba misy fiantraika tsara @ fiainan'ny sarambabembahoaka mitolona isan'andro hameno ny loviany na ohatran'iny ary ny nataon'ny FAT hatrizay.

zay fona ilay fomba fanaon'ny zanak'adala mody hoe tsy zanaki dada, ny zanaki adala ihany no manao hoe FAT, satri ry zareo MATY (tim avadika) ko no hoe tsy zanaki adala? mampme beuuu
9. Nehemiah ( 11/12/2012 13:36)

misratana:


Nehemiah:

zay fona ilay fomba fanaon'ny zanak'adala mody hoe tsy zanaki dada, ny zanaki adala ihany no manao hoe FAT, satri ry zareo MATY (tim avadika) ko no hoe tsy zanaki adala? mampme beuuu


LOOOOOOL ! Zoanao ny tsy mino ahy fa saingy tapaka mihitsy aho mahita olona mihevitra ahy ho zanak'i Ra8. De toute façon samy nanaporofo fa tsy mendriky ny hitondra an'i Madagasikara izy 4-dahy.

Retôrika ihany moa ny hoe "Azo hanina ve ny coliséum" fa izay kosa no nanaovan'ny mpanohitra an-dRa8 hoe "Ny lalana angaha azo hanina ?" t@ fotoan'andro.
Rehefa hampivelatra ny sain'ny olona dia tokony miainga avy @ fampianarana voalohany izay voa ny kilalao. Avy eo gaga rehefa tsy mahay n'inon'inona ny ankizy @ kolejy ka mirongatra ny fampiasana ankizy tsy ampy taona, ny ankizy manao asan-jiolahy, sns...
10. andrywui ( 12/12/2012 07:03)
Zanakalika navelan'i ndrema ,
Teraka latsaka teny atsena
Jomaka ,jomaka ,jomaka .....

Be fialonana hita be reto zanak'adada reto , aleo lars ataotsika oe ZANAK'ADADA fa mapalaelo ry lerony amle oe zanak'adala , zanak'alika n'y ndrema à

Be fialonana beuuuu...
11. Nehemiah ( 12/12/2012 07:17)

andrywui:

Zanakalika navelan'i ndrema ,
Teraka latsaka teny atsena
Jomaka ,jomaka ,jomaka .....

Mbola eo ihany ? Ekenao ve aloha ny hevitro eo ambony sa tsia ? Ary raha tsia dia azavao ny antony azafady
12. moi ( 23/05/2013 11:39)
Ok amiko mihitsy zany Nehemiah zany, indrindra koa fa ni... ni... ni...
Nahita ilay lohahevitra aho dia nahatsiaro koa ilay hoe ny làlana angaha azo hohanina ?
Ny fiainana ry zareo aza atao miankina amin'izay olona mitondra eo a, hoy ilay mpanety voloko izay : izahay akory tsy hanonofy hoe mpanety izao, dia rehefa avy eo mety ho lasa zavatra hafa, fa ho mpanety ihany fa mety mba betsaka kokoa ny kil, mba salon mihaja no fiandrasana ... izay mety ho tanteraka na iza hitondra eo. Ny fitahian'Andriamanitra hatao anaty kajy, fa tsy ny kajikajy politika hoe ranona no manana traikefa e, olombaovao e, madio e ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.483