Ho an'izay eto France sy ny manodidina - mba ampio fa misy ankizy very

1. cyril ( 05/12/2012 19:10)
Indrindra Lille sy ny manodidina.



sary facebook

Misy numero ao azo antsoina ao raha sendra hitanareo io ankizy io na info kely aza. Dia ny polisy koa moa azo antsoina mazava ho azy.
novalian'i andrywui ny 28/02/2013 11:48
2. andrywui ( 06/12/2012 22:51)
honhonohonohon mapiesona pokna ato ndray bainn fa aiza kou ze sarin'ankizy eo fa face book indisponible ary no mivoaka eo !! mba hendry amzay less bainn fa mba efa lelah lebe iany aa ! de mahafaly anlah ve le oul miesona mapme be eo eee !

fa hono oa lty bainn , toa tsy TOCOJU tsony letsy ny mot de passe nty cyril ty letiee
3. hery ( 08/12/2012 21:05)
Efa hita hono izy izany.

Efa nandefa hafatra ao amin'ny facebook ao i Andry Ravaloson (rain'i Lio) hoe efa eo anivon'ny fianakaviana izy. Dia mitatitra ny fisaorana eto.

Hery

(andrywui: misy fotoana hanginana ihany koa. Ny atao rehefa tahaka ireny dia mangina na manadihady ny vaovao fa tsy tonga dia manatsatso. Asa ianareo angamba tsy manan-kavana)
4. andrywui ( 08/12/2012 23:02)

zah iany rahery no nandefa an'io annonce cyril io fa aza mapme a !! honhonhonohn

aiza ary enao zany !!! ngah ra manatsatso ah de hoe tsy miainga le koziko
5. dadabe ( 28/02/2013 04:44)
za elah zay bainina a...aiza ra batista leuleu hor hor
6. andrywui ( 28/02/2013 11:48)

dadabe:

za elah zay bainina a...aiza ra batista leuleu hor hor


Elah ko bainn à katsikatsio eo Rabatista efa mipôka IP iny fa vizana eo elah
Napôkan'i Hery ane ony ny ip anlery e lagy be i tazy any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5183