fanaovana madeleine

1. voly ( 28/11/2012 11:50)
slt dol, inona n ingredient anaovana madeleine pour 20taine eo tokon asina carbonate v?
novalian'i Ratoa ny 06/12/2012 14:49
2. hadji ( 29/11/2012 04:50)

voly :

slt dol, inona n ingredient anaovana madeleine pour 20taine eo tokon asina carbonate v?

Atody 6 beurre 125g sucre 450g farine 1kg levure rano menaka 50cl
afangarohy tsara ny menaka beurre ary siramamy zay vao asiana atody ataovy tsara kapoka alefa ny farine sy levure asiana rano kely dia afangaro tsara avy eo apetraka 30 min vao mikarakara ny fandrahoana azy hafanana 120° 15 à 20min io dia masaka
3. Ratoa ( 06/12/2012 14:49)
pâte à cake ihany ny madeleine
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9889