You are here: home > Forum

voatango, voatavo ... citrouille, potiron

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : voatango, voatavo ... citrouille, potiron
Valiny : 2
bichette - 20/11/2012 12:23
inona ny voatavo ? citrouille sa potiron ?
inona ilay handrahoana miaraka amin'ny henomby atao ron-drony iny ?
misaotra !
Valio | Miverina eny ambony
hery - 21/11/2012 06:11
Le any Dago misy fizarzarany ireny ohatry ny potiron. Fa tsy mitovy ihany ve nefa ny potiron sy ny citrouille?
Valio | Miverina eny ambony
Ratoa - 23/11/2012 22:10
ny citrouille lehibe, ny potiron kelikely ary ny potimaron tena kely bitika
Valio | Miverina eny ambony