bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za ne...

1. voly ( 15/11/2012 09:35)
bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za nef ef ho 3 mois ts tonga n regleko d inona n ataoko f ts amp v ny Hormonako na inona n zavatra tokon ataoko sy ny sakafo hoaniko
2. andrywui ( 16/11/2012 12:53)
oaaaayy zany ve !! antsoy kitana i DADABE na i RAPIKATTI na i CYRIL ato amin'ny serasera fa dokotera lery sady raha samy akama ato de manao consultation gratuit izy
essyy vitany io resaka tsy mety bevoka io !!.... serieux zany a
3. Ratoa ( 23/11/2012 21:00)
manantôna dokoter (gynécologue)
4. bazooka ( 07/12/2012 12:37)

voly:

bjr dol, za reto mb ampio f ts mety bevohoka za nef ef ho 3 mois ts tonga n regleko d inona n ataoko f ts amp v ny Hormonako na inona n zavatra tokon ataoko sy ny sakafo hoaniko

ef nanantona specialiste ve enao? za nandritra 8 taona tsy nahazo zaza efa lany haiky hatraiza hatraiza fa eee, kay tany amboanjobe misy hoe ramarie mpanotra zay de niotra tany aho tsy ampy 2 mois akory dia nipetraka, za manko ol tia talon be de nitongilana hony ny tranonjazako nefa ny professeur tsy nahita anizany fa efa nanafatra fnfdy hatrany ivelany fa nandamoka daholo e, ka mbo mandehana miotra any aloha so mba mahasoa anao ko any, de courage foana fa tsy maintsy mahazo ny tanjona
5. hasi4 ( 19/05/2013 08:43)
Tsy ampy lely zany avia leleko fa tong de bevohoka enao sady kambana
6. rakotobe425 ( 11/07/2013 10:03)
Mahita hevitra aho.
Jereo any amin'ny dokotera aloha raha afaka miteraka enao. Fa raha afaka miteraka enao dia ao ambanidia misy mpitsabo mahay accupuncture mahavita mampiteraka . Avy niasa tany amin'ny hopitaly sinoa bejofo mahitsy izy io. Tsy tsindrona akory no hampiasainy aminao fa haitao hafa e!

Raha mahery manao loatra koa dia kely hery ny tsirinaina lahy.Mba avelao hiaina kely Ramose e! Dia tambatambazo tsara .Aza tezitra raha kizitina izy na mitady hijangajanga fa mafy ny tsy miteraka. Ampifalifalio izy dia hatanjaka amin'ny firaisana.

Sao dia nanala zaza enao na miray amina lehilahy maro. Raha izay no mitranga dia manatona gynécologue.

Raha tsara fari-piainana enao dia any amin'ny Polyclinique d'Ilafy misy fanaovana fécondation in vitro. Ety ivelany no afangaro ny tembo (sperme) sy ny tsirinaina avy aminao.
7. kiku ( 19/08/2013 15:18)
zah njay 7 mois ko no nanao essai d tsy mety mitsy nefa normal daolo ko n reetr!!!aiza kay io hoe manao acupuncture io azafady?afaka omenao contact v na azavainao lay toerana?
8. haimimiha ( 18/09/2013 20:26)
hoy ny tenin'Andriamanitra :mangataha dia homena. dia mibebah so d efa nanao fahotan mafat nanala zaz talu…
9. chouquette30 ( 11/11/2015 13:07)

Bjr daolo, za koa ry reto tsy mety bevohoka fa mba apio a!!! ef miotra any amnio Ramarie io za fa miandry vokany. Mba mila témoignage kel lou azfd. Merci
10. miou16 ( 25/12/2015 07:10)
bjr daolo, za ko ry zareo ef ho heritaona zay no mitady zaza fa ts mety mahazo a, fa aiza2 any amboanjobe kay le mpanotra ramarie azafady sa misy manana contact ve?
11. chouquette30 ( 20/01/2016 14:20)

Bjr, afaka kelin'ny place de l'amitié Amboanjobe misy arrêt bus d rehefa tonga eo d manotany olona fa malaza be eo izy.
12. chouquette30 ( 05/07/2017 08:40)
Bonjour daolo,
Ialana tsiny fa zay vao tonga eto ndray e. Efa nahazo zaza soa amantsara aho isarana ny Tompo fa efa 9 mois izy zao. Bandy kely. Niotra tany amin’ny Ramaria sy nanaraka traitement Dr ary nanao traitement ravitsara no nataoko. Tsy aiko oe iza tamin’ireo no tena nandaotra fa nipetraka ny zaza e. Mirary soa oanizay rehetra mitady zaza. Apetraho amin’ny Tompo fa hainy atao ny zavatra rehetra. Mahereza mivavaka. Mirary soa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1772