KETRIKA VOKATRA MALAGASY

1. petiit ( 12/11/2012 09:52)
SALAMA E!!!
manam-pikasana anaparitaka vokatra malagasy aho (vary, ovy, katsaka..;). iza no mety mahay ny lalana tokony haleha sy ny tokony atao?
Mankasitraka sahady oany'izay nandany andro namaky ny voasoratra!!!!
2. moustaraf ( 24/11/2012 17:22)
salam,
Ity misy mail azonao andefana izay tianao: johs_ccit "arobase" yahoo.fr! aparitaka @ alalan'ilay COMMERCE DIRECT.
valio raha liana hiara-hiasa!
033 14 958 64
3. petiit ( 13/02/2013 09:22)
(y)
4. rakotokely2 ( 23/11/2013 07:47)

petiit:

SALAMA E!!!
manam-pikasana anaparitaka vokatra malagasy aho (vary, ovy, katsaka..;). iza no mety mahay ny lalana tokony haleha sy ny tokony atao?
Mankasitraka sahady oany'izay nandany andro namaky ny voasoratra!!!!

akory aby
hanapritaka vokatra any ivelany mo sa aty dago
ny olana anie ka aty dago ary tsy ampy ny vokatra ka tsy aleo aloha aty no haparitaka fa mijaly ny ponina ary raha misy aza dia lafo be ny vidiny
ohatra izaho dia mipetraka eto farafangana (sud est) nefa ny vidin'ny vary dia efa ho Ar. 450,00 ny kapoaka (0.55 Eur. ny 1 kg)
efa nandalo tamiko ny hanaparitaka vokatrin'ny tany any fa dia miteraka olana
izay indray fa amin'ny manaraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1591