zana-dandy

1. sipagasy ( 06/11/2012 18:35)
Hono hoa ry zareo an, aiza no mety ahitana zana-dandy aty Frantsa e!!! dia inona ny anarany kay?? tena manina an'ilay izy mendimendy iny aho izany e!!!!
novalian'i ral_ ny 04/12/2012 17:14
2. Ratoa ( 23/11/2012 21:11)
manafara avy any an-tanàna fa ny tany mpiompy landy ka mamokatra lasoa no manana ireny
3. ral_ ( 04/12/2012 17:14)
salama,
vers à soie fa mety mahazo etiquette-na cannibale ianao na mpanao génocide. :D misy resto special insecte ve any amin'ny misy anao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2895