mitady ankanjo mariage hofaina - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

mitady ankanjo mariage hofaina

Lohahevitra : Soso-kevitra
Fitohizan'ny hafatra : mitady ankanjo mariage hofaina
Valiny : 3
gyau - 30/10/2012 11:44
mikasa anao mariage atsihoatsy ka mba mila fanampina oe aiza no mety misy robe marié azoo hofaina sadu tsara nefa tsy lafo ihany koa!
misaotra
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 06/11/2012 17:45
toa mora ihany anie ny mampanjaitra e! sady mba mijanona ho 'tantaranareo' ilay akanjo mba ho hitan'ny zanaka aman-jafy, sa tsy mety?,
Valio | Miverina eny ambony
gyau - 07/11/2012 10:27
ka lay tsy azo atao inona itsy fa souvenir fotsny tena olana ko,sady lay manofa nge mety mora e!
Valio | Miverina eny ambony
tiavanafi - 11/11/2012 10:36
bjr
za maita fa any a tamatave
de ahoanaaaaaaa ?????????
fa ovina lay mariage ????????
Valio | Miverina eny ambony