Ny gasy

1. AMIG0 ( 29/10/2012 10:35)
NY GASY DIA BE MOLOTRA, FOHIKELY SADY BE TAKOLAKA.. Pourquoi?
novalian'i nounourse ny 30/01/2013 22:34
2. vony501 ( 29/10/2012 12:22)
Izaho ohatra ny tsy izany an!
3. cbd ( 29/10/2012 12:23)

AMIG0:

NY GASY DIA BE MOLOTRA, FOHIKELY SADY BE TAKOLAKA.. Pourquoi?
tena nofa be ko nareo zany ry AMIGO a! za mba gasy iany sady mahafantarea gasy bdb fa tsy tahaka anareo zany lé
4. AMIG0 ( 30/10/2012 13:24)
za anga izy
5. booboo ( 30/10/2012 14:26)
fa inona ? gasy, vazaha sa zaponé ?
6. amig0 ( 23/01/2013 22:09)
congo booboo
7. nounourse ( 30/01/2013 22:34)
Aza de generalisena be ohatr'izany ity izy e....Ny tenako zany tsy malagasy satria ts misy amin'ireo profil anao ireo...maro ny malagasy tsy mifanaraka amin'io. FA Izay malagasy mitovy amin'io profil anao io dia c'est parce que izay no nanaovan'Andriamanitra azy dia izay nataon'Andriamanitra tsara daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8977