Animateur soirée DJ , mariage

1. m.i.s.a ( 28/10/2012 10:17)
Miarahaba,

Mitady animateur DJ soirée mariage .

Misaotra mialoha
novalian'i m.i.s.a ny 31/10/2012 15:01
2. Ayris ( 29/10/2012 05:47)
Bjr,

Itako tao @ net ty de mba zaraiko @nao sao mahasoa : Nanj'Animation 032 02 134 55.
De mahavità soa é!
Mazotoa!
3. m.i.s.a ( 29/10/2012 07:09)
misaotra Ayris

fa any Mada ve io numéro io , izaho manko eto Frantsa

Mahay be i Nanja hitako t@ faradoboka iny fa toa any Mada ry zareo ?
4. m.i.s.a ( 29/10/2012 20:09)
Misaotra fa efa nahita ô
5. m.i.s.a ( 31/10/2012 07:34)
Miarahaba indray ô

Tsy raikitra ilay hita teo fa raha mba misy mahafantara dia mba lazao ô

Misaotra mialoha
6. booboo ( 31/10/2012 10:26)
Tsy tadidiko hoe iza moa ny pseudo an'i Sim Jay ato @ serasera :-°) raha toa mbola tsy ni-contacter azy M.i.s.a.

tanterahà soa izay kasaina e !
7. m.i.s.a ( 31/10/2012 15:01)
Misaotra anao Booboo

Mbola tsy ni-contacter an'io aho satria tsy fantatro hoe ahoana ny hi-contacténa azy. Nojereko teto @ namana ilay Sim Jay fa toa toa tsy hita ato.

Tsy haiko koa ny solon'anarany ato.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3458