Afak manafatra fiara

1. bachmannhery ( 27/10/2012 18:05)
sali, za mipetrak ary allemagne de afak mijeri fiara ho an'izay interesser,
novalian'i rnir ny 08/02/2013 11:39
2. rebiryx ( 28/10/2012 11:37)
Misaotra aloha amin'ny fahatsoranao e ! Tean lina amin'io fiara io tokoa ny tenako ko mba omeo torolalana ny tokony atao sao mba mety ho zakan'ny tsena ihany. Ny tena mahaliana ahy dia ireny fiara manokana natokana ho an'ny olona manana fahasembanana ara-batana ireny (Véhicule adapté pour handicapé). Misaotra amin'ny fanampiana e !!!
3. bachmannhery ( 28/10/2012 12:00)
afak mijery le fiara ve enao de mba miteny précis koko fa tena mbola tsy mahita. Ny renault expresse ve ohatra ? sa . Vaste be le izy de , za ko mbola mila mitady.
4. rebiryx ( 28/10/2012 13:17)

bachmannhery:

afak mijery le fiara ve enao de mba miteny précis koko fa tena mbola tsy mahita. Ny renault expresse ve ohatra ? sa . Vaste be le izy de , za ko mbola mila mitady.


Ny tsy fahafantarako mihitsy anie no ilana fanampiana aminao io, za tsy mifidy marque fa izay hitanao fa mifanaraka amin'io filako io de alefaso ihany, sa ahoana hoy ianao ?
5. applelve124 ( 30/10/2012 18:16)

===============================================


Hello
My name is Miss.(Cynthia johnson);i saw your profile today and i really love it.Plz contact me at my e-mail id (cynthiajohnsono@yahoo.co.uk),i will give you full introduction of my self also send you my pictures.and there is important issue i like to tell you.waiting to hear from you.
Cynthia.




===================

Plz contact me at my e-mail id (cynthiajohnsono@yahoo.co.uk)
6. rakhaba ( 06/02/2013 14:03)

Manao ahoana ô ! Liana amin'ilay fiara ho an'ny olona sembana ihany koa, mety mba hahazo fanampim-panazavana ve ?
Misaotra mialoha
===============================================


Hello
My name is Miss.(Cynthia johnson);i saw your profile today and i really love it.Plz contact me at my e-mail id (cynthiajohnsono@yahoo.co.uk),i will give you full introduction of my self also send you my pictures.and there is important issue i like to tell you.waiting to hear from you.
Cynthia.




===================

Plz contact me at my e-mail id (cynthiajohnsono@yahoo.co.uk)

[/quote]
7. rnir ( 08/02/2013 11:39)
Mikasa hividy fiara avy any aho, fiara kelikely type golf / 206 ...diesel, inona no offre azonao omena?

Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8099