Dokotera gasy miasa ao Valence voaendaka rehefa nivoaka ny toerampiasana

1. badboy ( 23/10/2012 17:18)
Tsy vao voalohany andriamatoa Sedinirina Ramaroson no nisy nanendaka sy nilako tao Valence. Hifindra toerana hono ny tenanay raha toa ka mitohy izao filakona sy fanendahana azy izao.

Raha misy makopy azy ny izay aminareo dia mba lazao izy hoe manaova karate hiarovantena.

http://rhone-alpes.france3.fr/2012/10/22/agression-d-un-medecin-valence-124227.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425