Mitantara ny fiainany io Andry Prince de Satan...

41. MinoJesosy ( 15/03/2013 15:54)
Velona Jesosy Kristy zanak'Andriamanitra velona. ilay nandresy ny fahafatesana sy ny fiainan-tsihita.
Ny zavatra inon'ny rehetra dia hoe misy ny lanitra ary misy ny helo. ho an'ny finoana kristiana dia misy ny herin'ny maizina sy ny herin'ny mazava. "Ny devoly dia mandende, mierona tahaka ny liona mitady izay arapany".

Anjaranao no misafidy ny tinao harahina. ny zavatra misy de izao nefa, ny zavatra tin'ny masonao jerena zay ihany no hitanao;
Ra resaka aram-panahy na resaka fanahy de aza jerena amin'ny fomba fijery ara-nofo. Angatao ny Fanahy Masina anazava anao ny marina reetra. tsy terena ny olombelona hino satry na Andriamanitra aza dia nanome safidy malalaka izay tian'ny olombelona hinona.

Mba vakio kely ny tantaran'i Lazarosy ao amin'ny baiboly" fa na hisy maty hitsangana aza dia tsy hino ny olona fa misy ny fijaliana mandrakizay"

Mahereza daoly
42. AndriambyII ( 22/03/2013 16:10)
Scenario d' horreur ndray ity !
43. mika344 ( 25/03/2013 17:39)
iza no afaka manaporofo fa zanak i dama MAHALEO io?? raha izaho aloha dia fantatro tsara fa tsy zanany io ary efa hitako teny ambohipo tanana io bandy ary tsy nisy dama nifanerasera taminy raha tsy i dama nitaiza azy, marihina fa tsy ilay ao amin'ny tarika mahaleo akory, raha izaho ialahy menatra fa voavidy vola!! dia aza manala baraka olona fa rehefa tsy zaka ilay .... dia mba ajanony!!!
44. santatra21 ( 04/04/2013 17:57)
Ry namako isany, maninona kay no FIANGONANA MIORINA daholo no "NOHOSORAM-POTAKA" ao anatin'ity zavatra ity? Te hampatsiahy anao aho andro farany izao, raha iady hevitra eto isika dia toy ny hoe miaro an-dranona na hoe miaro fiangonana na,... fa tadidio, antomotra ny faran'ny zavatra rehetra ary i Satana no te MAILO indrindra @zany. Diniho ihany hoy aho fa FIANGONANA MIORINA no nasian'i Satana. Ohatra fotsiny mba atsipiko ho ao an-tsainao hoe tsy hakatona koa ve izao ny VAHAO NY OLOKO, sanatria anie izany, satria holazain'i Dama ohatra fa niray tsikombakomba t@io raharaha io ary maika @zay fotoana izay ireo mpanakatona satria FANAKORONTANANA SAIM-BAHOAKA.Tsy miaro an'iza na iza aho. Mampatsiahy anao aho hoe EFA "TENA" MANOMBOKA MANAMPINA NY MASON'IREO MBOLA TSY MINO @ZAY SATANA SY NY ANJELINY REHETRA.
Aoka ianao tsy handray ny hafatro ho fanatsarana sy fanamelohana
HO AVY JESOSY KRISTY
45. santatra21 ( 04/04/2013 17:59)
Ry namako isany, maninona kay no FIANGONANA MIORINA daholo no "NOHOSORAM-POTAKA" ao anatin'ity zavatra ity? Te hampatsiahy anao aho andro farany izao, raha iady hevitra eto isika dia toy ny hoe miaro an-dranona na hoe miaro fiangonana na,... fa tadidio, antomotra ny faran'ny zavatra rehetra ary i Satana no te MAILO indrindra @zany. Diniho ihany hoy aho fa FIANGONANA MIORINA no nasian'i Satana. Ohatra fotsiny mba atsipiko ho ao an-tsainao hoe tsy hakatona koa ve izao ny VAHAO NY OLOKO, sanatria anie izany, satria holazain'i Dama ohatra fa niray tsikombakomba t@io raharaha io ary maika @zay fotoana izay ireo mpanakatona satria FANAKORONTANANA SAIM-BAHOAKA.Tsy miaro an'iza na iza aho. Mampatsiahy anao aho hoe EFA "TENA" MANOMBOKA MANAMPINA NY MASON'IREO MBOLA TSY MINO @ZAY SATANA SY NY ANJELINY REHETRA.
Aoka ianao tsy handray ny hafatro ho fanatsarana sy fanamelohana
HO AVY JESOSY KRISTY
46. Lucemdg ( 06/04/2013 08:55)
NIVOAKA AMIN'NY FAHANGINANY AMIN'IZAY ARY DAMA > Dama porte plainte pour imposture

Copié-collé-ko ambany ito ilay article, nalaiko tao @ http://www.lexpressmada.com/tribunal-madagascar/42279-dama-porte-plainte-pour-imposture.html

Dama s'est entretenu très longuement avec la presse au Tribunal hier
Un prétendu « Prince de Satan » qui se dit fils de Dama, du groupe Mahaleo, a été jeté en prison avec un pasteur et un caméraman. Ils sont soupçonnés d'avoir vendu et diffusé des vidéos qui causent des préjudices.
Le groupe Mahaleo a crevé l'abcès sur une imposture qui a fait le tour du monde. Pris dans les filets, trois prévenus, dont le pasteur d'un mouvement charismatique, un caméraman et un trentenaire qui prétend être le fils de Zafimahaleo Rasolofondrasolo, alias Dama, l'un des membres du groupe, croupissent sous les verrous depuis le 28 mars.
Hier matin, lors de l'enquête au fond, Dama a démystifié des vidéos vendues sur CD après avoir fait le buzz sur le site Internet Youtube depuis le 12 octobre avec plus de 12 000 visionnages. Dans ces fameux enregistrements, le jeune homme, qui se dit fils du chanteur, affirme que son prétendu père l'aurait offert au diable alors qu'il était encore bébé. Le prévenu déclare qu'il aurait été confié à l'augure Iada­malandy, personnage principal du célèbre morceau « Madi­rovalo » (NDLR: une commune urbaine du centre-est de la région de Boeny, en sortant du RN4 au niveau d'Amboromalandy) du groupe Mahaleo, qui aurait ensuite vendu son âme au diable.
Le quidam affirme avoir eu une apparition de Satan qui lui aurait conféré des pouvoirs surnaturels tels que la « téléportation » pendant son jeune âge.
« Je ne connais pas cet imposteur, assure Dama. Il est tout, sauf mon fils. Notre chanson est partie de recherches que nous avons menées à Madirovalo alors que nous n'étions encore que des étudiants en sociologie. » En saisissant la balle au bond, il déplore une insulte à la mémoire d'Iadamalandy qui, selon ses propos, est un guérisseur et non un serviteur de Satan comme le fait croire l’imposteur, non seulement partagée sur Internet mais également vendue sur VCD.
Irresponsabilité collective
Dans ces vidéos, le jeune se présente comme étant quelqu'un sous l'emprise du diable qui cherche désespérément à briser ses chaînes. Le pasteur, mis en détention préventive avec lui, est, de visu, censé l'aider à trouver le salut.
« Ces vidéos portent atteinte non seulement à ma personne mais également à ma famille et au groupe Mahaleo », fustige Dama. Médusé, il dénonce au passage une irresponsabilité collective.
« Plus dangereux que jamais, cet individu dit ouvertement sur la toile et sur les enregistrements qu'il arrache des enfants à leurs familles pour les dévorer, mais personne n'a malheureusement levé le petit doigt jusqu'à ce que nous portions plainte », se désole-t-il.
À l'entendre, la situation s'est aggravée de jour en jour. Après la diffusion d'une première vidéo qui a suscité de vives réactions de la part des internautes qui ont pris le prétendu « prince de Satan» pour un déséquilibré mental, les trois incriminés seraient passés à la vitesse supérieure en commençant à exploiter le côté mercantile avec une version sous-titrée pour ensuite se fixer des buts lucratifs en mettant en vente des CD à 1000 ariary. Le trio s'est fait arrêter à Analakely, grâce à des informations livrées par des admirateurs du groupe.

47. Nehemiah ( 06/04/2013 12:33)
Ny marina tsy mba maty
48. mika344 ( 08/04/2013 17:50)
ho zety eo ianao milaza fa marina io tantaran i andry nareo io, efa hoe bandy mifoka môly io ary tsy manan karena zany!! aza voavidy fahatany oa!!
marina tokoa izany!! ny marina tsy mba maty! vahao ny olonao e!
49. Nehemiah ( 09/04/2013 05:27)
Mika344 >> Tsy azonao ny tiako lazaina fa mifanohitra @'izay, mazava ho azy fa fôsika io tantara io ary efa niteny an'izay aho etsy ambony.
50. mika344 ( 09/04/2013 13:09)
tsy ianao anie no lazaiko eo!! novakiako tsara io fa ho an'izay miteny hoe marina no teneniko @ io
51. Nehemiah ( 09/04/2013 13:13)
Ay ve, mankasitraka ;).
52. ranovelona ( 09/04/2013 13:37)
salama daholo,
zavatra hafa indray no tiako ifampizarana amintsika. amiko dia resaka sinema daholo ireo mitranga ireo. diniho tsara fa na mivavaka amin'ny satana ny olona na amin'ny jesosy dia mitovy ihany satria samy fanahy maloto ireo.
sinema ataon'ny satana fotsiny ahafahany manamarina ilay jesosy izao mitranga izao. amin'izay ny olona mino fa madio ilay jesosy fa niala tamin'ny maloto ilay olona.
misy rivotra mitsoka mantsy amin'izao fotoana izao mamoaka ireo anarana marina sy tena mahavonjy ka mba tsy ialan'ny olona amin'ireo anarana maloto ireo dia manao sinema toy izao ry zareo.
anarana maloto avokoa mantsy amin'izao fotoana izao no ivavahan'ny olona. aza sorena ianao fa makanesa any jerosalema dia anontanio ny olona any raha misy mahalala izany jesosy izany
53. mika344 ( 10/04/2013 12:19)
mdr!! enao nga efa tany???
54. ranovelona ( 11/04/2013 04:07)
ie efa tany aho ary hafa mihitsy ny fomba fiainana ny thora fa tsy manao be resaka sy mampiady angely toy ny pasitera gasy...fa tsoriko aminao fa na ny fanajana ny sabata aza hafa mihitsy fa na io ascenseur io aza tsy manindry bokotra intsony ianao rehefa sabata fa mandeha ho azy.
Mbola lavitry ny fampiharana ny soratra masina ny fandraisana ny fivavahana eto amintsika. isika mbola miodikodina anaty magie (fahagagana) sy ny harena (fitahiana) fotsiny satria tany mahantra. tsoriko amintsika fa milalao ambalavelona na anjarinintsy ny ankamaroan'ireo pasitera mapitsingidina olona ireo (ilay jesosy koa aza hadinoina fa karazana fanahy maloto mapitsingidina olona sy fanaovana magie tsy mitondra afa-tsy korotana avy eo)
raha misy sahy milaza fa jesosy no anaran'ny mesia dia asaivo manoratra eto izy hahitantsika ny fanazavana omeny fa ny teny hebreo aza tsy ahitana litera "J".
mirary soa indrindra
55. varisy ( 12/04/2013 12:40)
ny ahy aloha raha mifanena amin'io ANDRY poza io za tonga de daroka eh na in na in filazany za de Mahaleo hatrany am tsinay maintiko mandrakizay ka raha miseho mikitikitika sy manaratsy an dry zalah de ho avy ny daroka eh tsy matahotra ze devoliny ny aty
56. mika344 ( 12/04/2013 16:18)
suuuur, itovizana io!
57. ranovelona ( 13/04/2013 02:53)

[quote=ranovelona]
ny tokony atao izao dia asaina mitory daholo ireo olona very zanaka ary hogadraina mandrapahafatiny na condamné à mort ry zalahy ireo fa tena CRIME tsy azo ivalozana izany mihinana zanak'olona izany fa tsy vitavitan'ny hoe mandray jesosy dia samy vita...tsy fantatry ny lalana velona eto amin'ny firenena malagasy momba ny heloka be vava izany jesosy izany.
RAISO NY ANDRAIKITRA RY ZAREO DIA NDA HIFANOME TANANA
58. Miharena ( 13/04/2013 04:18)

tsy fantatry ny lalana velona eto amin'ny firenena malagasy momba ny heloka be vava izany jesosy izany.


Au contraire, fantany tsara satria tsy misy afa-tsy Jesosy no voambara na aiza na aiza eto. Raha nanatona avocat izahay ohatra noho ny raharaha kely nampifanolana dia nasainy nivavaka fa tsy misy tsy vitan'ny vavaka hoy izy ary ny marina tsy mba maty. Sady ny lalànantsika koa souple be fa arakaraka ny fihetseham-po no itondràna azy.

ry ny lalàn'olombleona koa tsy lalàn'Andriamanitra e! Asa ianao raha nahitra ilay ranamana nigadra tamin'ny andron-dRatsiraka fa mpanao opération gaigilahy lasa mpitory sy mampivavaka olona.

Fa raha toa ka any amponja no tokony hisy ilay ranamana io dia izay izany no fifohazana manaraka, ny gadra rehetra indray izao aloha no fohazina.
59. ranovelona ( 14/04/2013 09:06)

[quote=Miharena]

tsy fantatry ny lalana velona eto amin'ny firenena malagasy momba ny heloka be vava izany jesosy izany.


Salama,
article firy ao amin'ny code penal na code civil no milaza fa voavela heloka ny olona iray nanao crime rehefa mandray an'lé jesosy?
Hafa ny resaka finoana, ary hafa koa ny lalana ifampifehezana anaty fiarahamonina. vie privé ny resaka finoana ary samy manana izay inoany ny tsirairay fa indraindray mapmé be ny famoizan'ny gasy azy.
Jereo ange ny vaovao e! rehefa misy dahalo tratra miaraka amin'ny moara dia tenenin'ny vaovao hoe tratra ilay dahalo ary marihina fa nahitana moara teny aminy... samy efa nandre izany isika...nisy koa anefa tamin'ny télé mpisoloky tratran'ny polisy dia hoy ny télé hoe: tratra ilay mpisoloky raindahiny izay nanao bla bla tetsy sy teroa...fa kosa tsy teneniny ilay lakroa kely teo amin'ny braceletn'ilay mpisoloky...raha ny tokony ho izy izany dia notovanana ilay vaovao hoe: marihina moa fa nahitana lakroan'i jesosy kristy teny amin'ity mpisoloky gaigilahy ity...

Raha momba ny lalan'Ilay Nahary ny lanitra sy ny tany indray dia zavatra hafa mihitsy ary tsy tokony atao adihevitra amin'itony sehatra itony...
mirary soa hatrany ho antsika rehetra ary manentana ireo victime mba hametraka fitoriana an'ireo jiolahy milaza fa nandray an'izany jesosy izany...
60. Miharena ( 14/04/2013 13:02)
Eny àry,

raha ataontiska hoe voagadra aloha ilay ranamana amin'ny resaka diffamation, dia hivoaka izy afaka kelikely.
Misy article indray ve managadra ireny magie magie ireny? Ary koa ny momba ny fiaikena fa namono olona ramin'ny endrika hafa kely ity ranamana ity.

Tamin'ireny fotoana nahavaivay 2009 ireny dia nisy olona be dia be maty voatotory ny vary tao amin'ny Magro. Ankoatr'izay dia maro be ireo ankizy kely tsy hita popoka naseho isam-pokontany tan ambanimbanivohitra tany.

Inona indray no hanazavanao ireny raha tsy misy fijoroana toy izao?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2685