misy manao Arnaque ato fa mila mitandrina isika

1. manoasoa ( 08/10/2012 05:11)
Ny message alefany ho anao rehefa manome e-mail azy ianao dia fitadiavam-bola hoe omeo anazy hono ny Compte nao andefasany vola!Olona vaovao ato anaty site serasera izy io Loves01 efa nofafany ny mombamomba azy.Otrany mampmehy be le izy aty amin'ny tany sahirana ve izy no mitady vola?
2. hery ( 08/10/2012 10:40)
Misy mihitsy io. Toa olona avy any sénégal any. Rehefa misy miteny aho dia voasakana izy fa avy eo mbola mamorona ps vaovao indray.
sufiaxxx koa ny solonanrany dia ilay xxx chiffres maromaro
3. bazylou ( 26/04/2013 22:26)
i hery zany koa hono e, manao satroka iny ledala,

beuurrrk
4. mpisotrtoaka ( 07/02/2014 11:27)
Tandremo zany ry namana isany sao vola kely mba ividianana dem mbola ho lasan'n sasany ndray !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5253