You are here: home > Forum

Homeo hevitra manokana

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Homeo hevitra manokana
Valiny : 5
AMIG0 - 02/10/2012 13:12
HIKARAKARA FETY SY FIHAONANA IZAHAY..
SOMARY LAFO BE ANEFA ILAY IZY RAHA HO AN'NY MALAGASY, (Mino aho fa tsy mahantra sika, fa amin'izao krizy izao dia; saortra be ny mitadi-bola).

Ka ahoana e, asivo resaka de ho hitan-tsika eo ihany izany

Valio | Miverina eny ambony
Lars - 02/10/2012 15:37
Tsika anie tswe mahantra fa nampahantrain'ireo ptondra nfandimby teto e! Rà fety zany nd1 rbain mbola tsis naharatsy ny vary be menaka rà ho an'ny malagasy a! Sad ts d mandany vola no ts d alanina bobaka asio déséra koba hiika tsara d ranon'apango manitra tsara atao jus. Okay e!
Valio | Miverina eny ambony
AMIG0 - 02/10/2012 15:41
aza asiana politika le izy e!
Valio | Miverina eny ambony
jantina - 04/10/2012 19:40
Fety sy fihaonana ho an'iza dia aiza anefa izany?
Valio | Miverina eny ambony
manoasoa - 05/10/2012 12:11
Io izany na lafo be tahaka inona aza ka mifanaraka amin'ny tadi-dokangany dia lasa foana.
Exemple mivarotra kiraro na 7500000Fmg izahay ampahafiry ny Fripe eo Mahamasina izany fa izao rehefa tsara izy ,mifanaraka amin'ny filan'ny olona dia lafo foana.
Valio | Miverina eny ambony
ndramesy - 14/11/2013 18:54
marna mints le hoe aza asiana politika
Valio | Miverina eny ambony