Ho an'ny tompon'ity serasera ity

1. AMIG0 ( 01/10/2012 17:37)
za ve bandy mpanakorotana eto sa pialavanona, sa ahoana ee!??
(mba miezaka ihany ny ho hendry sy hifankahazo eto fa voafafa faona ny ps-nay)

Ary efa tena reraka iany aho no mamorona emai-l sy mieritreritra ps vaovao waaa !

Hendry amzay aho e,, sa ahoana leisy hery?? :SS

novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 16:30
2. andrywui ( 02/10/2012 05:08)
amigo --))
Mapalaelo lesss zany ,
3. AMIG0 ( 02/10/2012 11:05)
hhaha lol
4. andrywui ( 21/10/2012 21:07)
mety tsy mba mametraka kely ho an'i hery hiaingany mams na pi ngamba raamigo de amboarinlery fona ny ps
ovay ndray ny fika raamigo a , omeo bizz matetika lery fa gentil fona io farany hohohohohoh
5. AMIG0 ( 29/10/2012 10:11)
andrywui> ka efa 7.000 isa no ps-akou noforoniko teto less fa dia nanjavona daholo, ka tsy tadidiko intsony izy ireny :)
6. sipagasy ( 06/11/2012 16:30)
mmhh izany veh??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4745