Ry vehivavy a, rehefa mba misy bandy mikoty de tonga de maneke !!!!....

1. andrywui ( 28/09/2012 08:44)
Fa maninnn ??? .....
Torohevitra tena sérieux ny ahy ty fa tsy vazivazy à ...tonga de maneke oa d'accord oe miainga ah ...

- ny isan'ny lehilahy tompokovavy dia 47,68% eto ambonin'ny tany
-ny vehivavy kosa dia 52,32% eto ambonin'ny tany !!!
De tadidio tsara ry vehivavy fa io elanelana io de mety anetsiny n'a amanapitrisany mitsy aza ,, ka ho aiza reo ?? Raha ohatra ka hendry be daolo n bandy zany ka mipetraka fidèle amn vadiny tsara ,de tsisy mipeka mitsy reo elanelana reo ,,
De mbola ozy ah oe vao misy bandy mikoty oa ry reto tonga de ekeo à ...huh
novalian'i andrywui ny 10/12/2012 00:31
2. kakely ( 28/09/2012 09:08)
Ary ra tsisy mikoty mitsy de aona, sa avadika ndr1 pejy de mba mikoty ko.... hihiiiiii
3. Lars ( 28/09/2012 10:13)
Ô ra-andrywui a! Ka ra ry pôly be lelo kos ar v no mkôty anlé sipa d aona mints no anekeny azy? Ny lelony aza ts vôfafany ku. Sad tsika band ku né rbain vretra ny sasany satri we band zao d ts mvakl e!. Tsy aiko rà tadidinlà nisy sipa ntaraina teto we vretra b ono ny vadny. Ts manala volon-javatra mints, ts mibrosy nif refa atory fa ny tena nalatsak'anà lé we ts msasa refa avy mkapa d misy kôkany bdb tazomin'lé volo d maimbo b ha!ha!ha
4. andrywui ( 28/09/2012 10:24)
Huhihihuuh... Lars ..elah less bainn manaoaika bandy le ...
Ka innn less devoir nle sipa ndray refa ao atokatrano izy fa ze azahoana fotsn alou defa mba tsy matory vilana ry sipa ,,gaigy ane ry zavavy zany tsisy bandy mipetraka aminao zany fa de mandalo d manidina e ...
5. Lars ( 28/09/2012 11:27)
Okay lesy ra-andrywui a! Mba Entano ar reo sipa mbola sôlô reo fa tsika ku vo mbola dispo e!
6. andrywui ( 29/09/2012 23:47)

Lars:

Okay lesy ra-andrywui a! Mba Entano ar reo sipa mbola sôlô reo fa tsika ku vo mbola dispo e!


Ok Lars ,,n'y sipa ato ndray mora resy lahatra ka , tsy de mila morale firy defa ok ,, fa mila mietsika kely kosa Lars ane e n'y intro zao efa io.vitako io ,,manandrama anakiray alou less Lars de koboina eo oe tafa elah sa nipoaka ..
7. pizza ( 04/10/2012 10:07)
de na firy na firy ve? tsy tafa an!
8. andrywui ( 07/10/2012 09:39)

pizza:

de na firy na firy ve? tsy tafa an!



raha mety ve ny entana innn ny blemmm fa raisina daolo alou rah mora vidy fa mbola hakana tombony iny kale
9. kotobelouh ( 14/11/2012 15:41)
Otr'ireny mbô mahavita iny ery ry andrywui, tsy mazak joba @ norme elà de manao fita-bitro eto! itambaro ao io ry joban'ny serasera ijerana ze mbô vitany a!
10. andrywui ( 14/11/2012 23:50)
Hon hon hon ...gaigy zany rabelou à
11. cyril ( 15/11/2012 06:51)
aza ataonla anzay kosa rawiwi fa ts eo amla ny toerana

gaigy nge zany ts mazaka sipa revenlà zany é! courage wiwi
12. cyril ( 15/11/2012 06:55)
aôna ra mba asinlà maso kel lty le dinika atsy fa sô miasa amlà rakobelou
http://forum.serasera.org/forum/message/m5001a0a9cc8e3
13. fitaratra ( 28/11/2012 07:17)
na tsy tina aza ve ?
ary ahoana ndray ny hevitrao amle hoe efa divorcée le vevav nefa mbola misy piti ihany?
tena sincere ve lay lehilahy?
14. andrywui ( 09/12/2012 20:26)
o lty racyrilwui a , mety amin'i belou marina io lien nlah io atoseo lery oany le !! honohonhon
15. cyril ( 09/12/2012 23:31)
ty mety miasa amla rawiwi a!
http://namana.serasera.org/album/sary/asehoy/s50b23e92a1f05

Sady toa mahavoa mitendry be hono lery io. Ao lesany mba miaramirevy masinina ao. TGV mantsy e
16. andrywui ( 10/12/2012 00:30)
Huh gaigy be zany.bainnn.sannn.à hay ve bandy karazany otranlery io.ato e ...ary lery io ve efa akamanlah efa ela lty ry bainnn ?? Sao de pidingina kou ary elah ty ry bainn fa mody manao zanak'ondry eo de aveo ipoitra n'y tandrony ..hafahafa elah ry bainnn....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1245