tokony itazona ny race tsika avy any asia ve isika sa ivvadika afrikanina tanteraka ?

1. indomerina ( 27/09/2012 19:49)
zay hevitrao tenenina
novalian'i Nehemiah ny 31/01/2013 12:43
2. Lars ( 28/09/2012 05:59)

indomerina:

zay hevitrao tenenina
kaiz ra-INDOMERINA! Mety tena fianakams lisany zany ry TANDIMERINA?
3. gasyjean ( 30/09/2012 17:16)
Tsy aleo ve mitazona ny race malagasy ee? sa ahoana hoy ianao?
4. hifaliana ( 01/10/2012 10:26)
gasyjean:

Tsy aleo ve mitazona ny race malagasy ee? sa ahoana hoy ianao?


fa firy isan-jato mou 'zan sisa ny race tsika, amin'ny lafiny iray aloha atahorana ny fisiana sommet afrikanina eto amitsika, satria hiakatra arak'izay ny isa, nefa raha tsy maintsy hisy moa izany. tsy Andriamanitra v no nanao ny afrikanina ho otran'ny Malagasy eh!
5. hifaliana ( 01/10/2012 10:38)

indomerina:

zay hevitrao tenenina

salama, fa inona moa 'zany no tena activité mbola ifandraisantsika amin'i Asia amin'izao, akoatran'ny fifanondranana Ordinateur.
6. gasyjean ( 01/10/2012 16:16)

hifaliana:

gasyjean:

Tsy aleo ve mitazona ny race malagasy ee? sa ahoana hoy ianao?


fa firy isan-jato mou 'zan sisa ny race tsika, amin'ny lafiny iray aloha atahorana ny fisiana sommet afrikanina eto amitsika, satria hiakatra arak'izay ny isa, nefa raha tsy maintsy hisy moa izany. tsy Andriamanitra v no nanao ny afrikanina ho otran'ny Malagasy eh!


Ny tiako ahatongavana amin'ilay hoe "tsy aleo ve mitazona ny race malagasy ihany"dia izao:sarotra amintsika malagasy ny milaza ny hoe hitazona ny race aziatika na afrikanina satria efa mifangaro dia mifangaro isika ,ka tena sarotra izany hanao fanavahana izany.Efa taraiky loatra angamba?Andao atao hoe rehefa teratany malagasy dia malagasy daholo eee! iray isika.manaja anao.
7. booboo ( 30/10/2012 14:30)
rhoooooooo. Race iray ihany no misy @ olombelona : race humaine. :-D
8. nounourse ( 30/01/2013 22:56)
IZAO LONY NY ZAVA MISY ITAKO DE IFAMPIZARANA AMALIANA AN'ilay fanontaniana :

Araky ny information azoko tao anaty statistique tany amin INSTAT, sy sur internet dia : Entre 2 000 000 à 3 000 000 ao anatin malagasy 20 000 000, ny malagasy manana origine puremen asiatique hatramin'izao. ny sisan'izay na mifangaro na africain.

Le oe itazona sy tsy itazona indray lony io miankina amin'ny olona tsirairay io sy ny hevitry ny tsirairay. Ilay izy tsy obligation, marina fa misy ilay fahasamihafana eo amin-tsika Malagasy na hoe malagasy iray ihany....nefa ra hoe itazona sy tsy itazona samy manana ny safidiny ny olona tsirairay dia tsy azo ferana amin'ilay oe "tokony na tsy maintsy" fa malalaka amin'ny safidiny izy ...fa fotsiny hoe na inona na inona ny hevitra momba an'izany dia mifanaja aminy heviny.

9. Nehemiah ( 31/01/2013 12:43)
Tazomina ny race malagasy ? Ay, dia andao ary hampiditra eugénisme antsika ka vonoina an-kibon-dreniny ny zava manana endrikendrika somary afrikana, sady vosirana izay rehetra manana an'izay endrikendrika izay. Sa ahoana hoy ianareo ?

Izay fisainana izay an no nahatonga ny Ady Lehibe Faha-2, sao dia mieritreritra ianareo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4112