celibataire à 23ans

1. pissounnette ( 25/09/2012 14:50)
bonjour daholo
zah reto efa 23 ans nefa mbola celibataire ah
voafitaka foana ah , 2 ny lehilahy efa niaraka tamiko
le voalohany tsy afaka nivady zay fa nahitan'ny rai amandreniny
olona avy any aminy izy de taraiky teo aho
le faharoa ndray kay efa mariè izy nefa mbola kely
herintaona taty aoriana vao fantatro dia niala haingana aho
nefa efa fantatry ny fianakaviako mety tsy hahita vady intsony ah eh!
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 18:04
2. andrywui ( 25/09/2012 22:30)
rapikatti dit dadabe koa mitovy blemm aminao io mitsy kou , otrizany koa ny azy ny blemm ny !!

ao lery ao manjokaiky be ao !!!
3. tineh ( 26/09/2012 06:36)

pissounnette:

bonjour daholo
zah reto efa 23 ans nefa mbola celibataire ah
voafitaka foana ah , 2 ny lehilahy efa niaraka tamiko
le voalohany tsy afaka nivady zay fa nahitan'ny rai amandreniny
olona avy any aminy izy de taraiky teo aho
le faharoa ndray kay efa mariè izy nefa mbola kely
herintaona taty aoriana vao fantatro dia niala haingana aho
nefa efa fantatry ny fianakaviako mety tsy hahita vady intsony ah eh!

Aza miasa loha @ izany fa ianao ange mbola jeune e! mbola tsy tara aky a! tsara aza tsy raikitra ny anareo sy ilay taloha fa matoa izy nanaiky hanambady olonkafa dia mbola tsy matotra ny fiarahany amnao. Ny iray faharoa moa dia saika hamitaka anao fotsiny. Andraso fa tsy maitsy ho tonga foana ny anjara. Misy olona aza aky efa mihoatra ny 40 taona vao mahita vady. Mba ataovy tsaratsara ny paozy nefa koa raha mila vady matotra ianao dia aza manao fihetsika sy fitafy sexy fa iny koa dia efa itsaran'ny lehilahy anao.
4. pissounnette ( 26/09/2012 07:43)

tineh:

eo anatrehan'ny fiaraha monina sy ny fianakaviana aho menatra mahatsiaro tena
ho vieille fille satria ny cousine sy ny namana mitovy taona amiko efa engagè daholo
ny problemako koa tsy fantatro hoe aiza ny toerana tokony hahitana olona matotra tsy te hiherika olona tsy serieux intsony aho
5. hadji ( 26/09/2012 09:16)
mbola vo 23 ans ve ianao dia hoe menatra ka tsy mpianatra ve ianao io sa efa maika ny hiteraka tadidio fa olana foana no vahana ao an tokatrano mahereza fa aza kivy e
6. tineh ( 26/09/2012 09:42)
Tena marina ny an'i hadji. Aza maika aki a! Efa naeno ve ianao hoe nisy vehivavy tena mahatsiaro sambatra ao @ tokantrano? Problème be no iainana ao!! Hararaoty @ zavatra tsara aloha ny fahatanorana.
7. Lars ( 26/09/2012 11:41)
Slt ndry pissou a! Nenà ar ky ny akizko nfanena t@ko tmpk tao @ le club niaraka t@ ngozo nef izy efa mpakao antanàna fa ts nasik kôz bobak e! Aleo nd1 manohy ny fiainana célibat e! Ôtrzay kou nendry e! Aza esana saina fa andw rà anal az miarak @ko e!
8. Lars ( 26/09/2012 11:47)
Slt pissou a! Az atw blem zan fa ndw anal az miarak@ko rà met ndry fa nenà kou zao nekizko vô tratra niaraka t@ ngozo tao @ le club fa ts nasik olan e!
9. pissounnette ( 26/09/2012 13:31)

hadji:

mbola vo 23 ans ve ianao dia hoe menatra ka tsy mpianatra ve ianao io sa efa maika ny hiteraka tadidio fa olana foana no vahana ao an tokatrano mahereza fa aza kivy e

efa miasa aho ka, de ce cotè aho misaotra an'Andriamanitra fa nampiany vao vita ny fianarako
de nahita asa aho fa ny tena olako anie ry hadji de le mieritreritra hoe de tsy hanana tokantrano
(vady aman janaka) ohatran'ny olona rehetra aho fa ho irery foana satria araky ny filazany manodidina ahy de sarotra kokoa ho an'ny tovovavy ny ahita vady vao mihalehibe ny taona
indrindra rehefa tsy virijiny intsony satria vitsy azo isaina @ratsan tanana ny lehilahy hanambady vehivavy tsy virijiny fa milalao fotsiny izy de ariany avy eo rehefa tsy izy no niray taminao voalohany
10. Lars ( 26/09/2012 13:45)
Ts miankn @ virginité zan tson no ahitana vad @zao r pissou a! Efa 1/100000 ngamba n sipa mbola vièrge midtra @ tokatrano zany @zao fa miankna bdb @ fitondratenanao io a! Ny akamaronareo sip @zao mants vo maita band b sôsy na efa ao anaty tokantrano aza d mamalana fôna
11. hadji ( 27/09/2012 03:29)
Tsy mandatsa anao akory za hoe ny maha virijiny dia toy ny atody ka rehefa vaky dia tsy azo averina intsony EFA NOLAZAIKO TATO @ SERASERA FA REHEFA TOJO OLONA TOY IO DIA MITRAKA FOANA ARY MANAO EZAKA ARY TSY MORA KIVIKIVY IZANY MIVAVAHA FA RAHA MBOLA LATSAKIN'NY 30 TAONA IANAO DIA TSY TARA AMIN'NY FANAMBADIANA ARY FIRY AMIN'NY VEHIVAVY MIAKATRA ENY @ ALITARA NO VIRIJINY. TALOHA NY ANKIZY 18 TAONA TOA MAONTINA AVOKOA ANKEHITRINY 1 NY VIRIJINY HOY ZOKIBE JENERALY MIRARY SOA ANAO SAHADY AHO MBA AHITANAO NY ANJARANAO DIA ALAFASO ATO @ SERASERA NY SARY MARIAGENAO RAHATRIZAY
12. andrywui ( 27/09/2012 09:14)
I dadabe Rapikatti mitady vady mafy zao sao de misy azo ifanamboarana zay resaka zay ,,
Lery ko nidiranandro tamn sipa tao Bagnolet tao de mipapapapa mitady solony ko zao huh
13. pissounnette ( 27/09/2012 10:31)

andrywui:

I dadabe Rapikatti mitady vady mafy zao sao de misy azo ifanamboarana zay resaka zay ,,
Lery ko nidiranandro tamn sipa tao Bagnolet tao de mipapapapa mitady solony ko zao huh

toi t'es trop rigolo zah anie eto dago no mipetraka fa tsy any an-dafy eh
14. andrywui ( 27/09/2012 10:45)
Pissou à juste mandefa n'y hafatr i dadabe fotsiny ah à ,,oe MBA lazao ao lesss andrywui ozizy oe zah may mafy kou zao Sao de mba mety à ,
Lery manko bandy bonaika be tsy mba miteny zay de za misolo vava azy ....
Ok merci pissou à

Lasa n'y hafatra bainn à tsy nitelina ah zay
15. pissounnette ( 27/09/2012 11:05)

andrywui:

Pissou à juste mandefa n'y hafatr i dadabe fotsiny ah à ,,oe MBA lazao ao lesss andrywui ozizy oe zah may mafy kou zao Sao de mba mety à ,
Lery manko bandy bonaika be tsy mba miteny zay de za misolo vava azy ....
Ok merci pissou à

Lasa n'y hafatra bainn à tsy nitelina ah zay

tu sè koi andrywui pour les mecs c'est très facile de trouver une fille serieuse , gentil, .... mais pour les filles c'est super difficile de trouver un mec tout court donc ne t'inquiète pas pour lui il s'ensortira , bon courage aussi pour dadabe aleo kambony mijery mec bonaika fa sady gentil no manaja vehivavy toy izy le super macho reny
16. andrywui ( 27/09/2012 11:44)
Avotra bainn le ...
Frère ko iany io ry piso ka tsy quoi n'a avocatny aza za à .... Huh
17. Lars ( 27/09/2012 12:56)
Vô teo lesy no kenda lé zanakoul d omen'lah tôlana sahad rbain
18. andrywui ( 27/09/2012 20:48)

Lars:

Vô teo lesy no kenda lé zanakoul d omen'lah tôlana sahad rbain
lars .... Ka mbola teihinannn ono lery ry bainn à de aleo fahanann alou nedala, sad lery kofboay tendakannn b letie huhohuhohujo
19. lalariss ( 28/09/2012 06:41)
Aza kivy am zany akia za aza efa 30 ans mbola tsy stable amzany fanambadiana izany. Aza tena mieritreritra be ihany koa fa antitra tsy fidiny eo, ny fanambadiana mantsy amiko tsy anjara,fa nomen'Andriamanitra safidy malalaka tsara isika hifidy izay ho vady de mahaiza misafidy e ny tsara indrindra dia any amreny fikambanana masina ireny,midira ohatra chorale na otrizany e dia ho hitanao koa ny toetrany maereza akia a.
20. Lars ( 28/09/2012 07:21)
Lu lalariss a! Ts we rats lé midtra fikambanana masna fa aza d sodoka @reny ku nefa satri reny rà ôtran itako ato @ fiangonanay alu d iz sam iz iany no mfandrafy am-pitoerana. Sad reny anie vô maita ny tsiron'ny fiainan'zao tontolo zao in-1 tonga d tapa-kofehy e! Tsy aleo v miertrertr anlé band tonga d mapseo ny toetran reny e! @zay enw mametraka ny limite we hatraiza no zakanw. Fa d arary fo @reny bandn'ny fikambanana masina reny fôn nareo. Rahalahy sy ranabavy a we! Kay mfapinana amptoerana ao. Avy eo bikn tmpk vo we bevokan'ian unu ian nef ian no sipan'ian
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2655