mba mangataka soso kevitra kely

1. pissounnette ( 24/09/2012 12:47)
faly miarahaba anareo rehetra aho misy probleme kely tiako hakana conseil @ internaute rehetra
surtout ireo olona efa niasa @ ireo secteur 2 voalazako etsy ambany cadre @societe offshore iray aho @zao ( centre d'appel) tsy teleoperatrice fa comptable mbola periode d'essai de voaray @ banky iray eto an-drenivohitra en tant qu'agent back office mbola tsy niala t@ asako aho ka zay no akako renseignements hoe iza kay no tsara cadre @ societe offshore sa agent back office banque mba mangataka hevitra indrindra @reo olona mananz experience @reo domaine 2 reo misaotra mialoha @mety fanampianao
novalian'i CHARD61 ny 27/08/2020 05:50
2. manoasoa ( 25/09/2012 10:34)
Ze ataon'la eo!Mety avokoa
Raha vola no ilaina dia ze b vola atao
Raha fotoana no ilaina dia ze miasa amin'ora kely indrindra atao
....
3. pissounnette ( 25/09/2012 11:15)

manoasoa:

Ze ataon'la eo!Mety avokoa
Raha vola no ilaina dia ze b vola atao
Raha fotoana no ilaina dia ze miasa amin'ora kely indrindra atao
....

Ny tena problemako de le stabilitè hoe iza no stable kokoa sy haharitra kokoa
offshore ve sa banky, ny karama mitovy , ny lera samy adiny 8 isan'andro daholo
misaotra betsaka @ ilay soso-kevitra

4. manoasoa ( 25/09/2012 12:15)
io ihany koa ny fanajanao azy no maha stable anao ao fa raha ny mpampiasa sy ny mpiasa hafa no antenainao eo dia ts ho stable mihitsy ianao.Hajao fts ze ataonao amin'ireo.Maninona ihany koa moa raha izay akaiky ny trano indray isafidianana e!sady efa hiakatra ny frais
5. pissounnette ( 25/09/2012 14:21)

manoasoa:

io ihany koa ny fanajanao azy no maha stable anao ao fa raha ny mpampiasa sy ny mpiasa hafa no antenainao eo dia ts ho stable mihitsy ianao.Hajao fts ze ataonao amin'ireo.Maninona ihany koa moa raha izay akaiky ny trano indray isafidianana e!sady efa hiakatra ny frais

Merci, c'est un bon conseil , marina mihintsy zany
6. ded.kitty ( 16/02/2013 08:29)
Piso a, efa nihavitsy izao ny asa azo atao hoe "stable". Raha asa azo omena olon-kafa any hivelany, dia tsy "stable' ilay asa. Ny tokony eritreretino dia hoe "employable" ve ianao sa tsia.
Ny valiny dia araky ny fahaizanao io. Raha hainao ny mivarotra ny fahaizanao, n'aiza n'aiza no misy anao eto an-tany, mahita asa mampidi-bola foana ianao. Izany no "stabilite" tena izy. Ny ankohatr'izany dia vody be tsy anjarako (miala tsiny @ teny frantsay ko e), na asa tsy azo exporter-na. Hoatra hoe mpandroaka fako, na mpanasa lamba.
7. CHARD61 ( 27/08/2020 05:50)

Miarahaba tompoko, amiko aloha dia ny manao an'ilay back office ao @ bank no itako hoe stable, fa raha resaka karama no jerena dia ilay Cadre. Fa saingy mety tsy aharitra anefa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.151