Numéro chaché

1. heirzo ( 20/09/2012 10:04)
Salama daholo!

Mety ho possible iany ve ny hahafantarana azy ireny (Numéro chaché). Dia ahoana no atao hahafantarana azy ireny
novalian'i Lars ny 26/09/2012 13:28
2. nhyainah ( 23/09/2012 07:46)
oetina any amreny operateur reny dia aseo azy ny daty sy ny ora dia mipotra eo ny nafenina e.
3. hery ( 23/09/2012 22:34)
Ny polisy tsy maintsy mahalala fa ny operateur tsy hanome :-)
4. mirananirina ( 24/09/2012 08:19)
Matoa nasiana ny fanafenana numéro dia manana droit ny tsirai2 hanafina ny azy! donc tsy afaka manontany izany any @ opérateur ianao hoe asehoy hoe iza?Raha misy olona manao ny tsy mety (mandrahona na manopa sns..)dia afaka mitory any @ polisy ianao dia izy no mijery hoe iza ilay olona niantso anao!
5. Lars ( 26/09/2012 13:28)
Ny tena poins alalàna ireny num caché ireny dé atao we "allo! Iz io e?"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5075