Mitady olona iresahana

1. frabesoa ( 18/09/2012 13:14)
Izaho dia mba mitady olona iresahana olana, raha mety dia ity ny skype-ko "frabesoa", mail-ko : frabesoa@gmail.com

Misaotra tompoko
novalian'i tojoaina ny 25/05/2017 20:00
2. mirananirina ( 18/09/2012 13:39)
Maninona raha alefa eto ilay olana dia valianay raha misy azo atao
3. andrywui ( 19/09/2012 07:46)
Eny oa ry Mirana ,alefaso le olana de vahanay mbamindry Mirana e ,,sa le miresaka ambava no tena ilainao??? Hehe
4. frabesoa ( 19/09/2012 14:19)
Salama daolo, raha mety dia mba individuel, fa tena ny fiainako manotolo no olako, ka tsy itako oe zany ve no tonga de posteko eto
5. hadji ( 19/09/2012 14:39)

frabesoa:

Salama daolo, raha mety dia mba individuel, fa tena ny fiainako manotolo no olako, ka tsy itako oe zany ve no tonga de posteko eto
MBA MENATRA KOSA IZY RY RETO A!
6. dadabe ( 20/09/2012 02:21)
petsan ialahy eo kosa izy ra andrywuii a hahaah
7. andrywui ( 20/09/2012 05:12)

dadabe:

petsan ialahy eo kosa izy ra andrywuii a hahaah

Bah oui en ..aleo za alou fa ra elah ry dadabe rapika no mihidy amantrano itatarana blem aminio Mme io de potikelah ao fotsiny n entana nefa n olana tsy nivaha akory huhuuuhu
8. dadabe ( 20/09/2012 09:12)
ouadrayy le ..lehilahy lety iuo fa tsy vehivavin ialahy izany a
9. andrywui ( 20/09/2012 09:20)

dadabe:

ouadrayy le ..lehilahy lety iuo fa tsy vehivavin ialahy izany a

Ka elah nga mifidy fa miainga daol nenlah n'a kofa n'a sipa
10. frabesoa ( 20/09/2012 10:38)
dadabe > tena Bady za fa Mme a !

hadji > Tsa oe menatra a!

11. dadabe ( 21/09/2012 03:13)
ANN ?
12. andrywui ( 21/09/2012 08:00)
Ninanenganinn elah zay dadabe ...

Efa oe joba io oa ,,,na sao lty de pelaka lery??
13. frabesoa ( 21/09/2012 09:51)
tena azafady fa minam-bary aza misy lôka, nilatsaka le "tsy" tsy Mme za fa bandy ka !!!
14. andrywui ( 21/09/2012 10:11)

frabesoa:

tena azafady fa minam-bary aza misy lôka, nilatsaka le "tsy" tsy Mme za fa bandy ka !!!

Tsssshh inn ko ary ty adindrafrabesoa ....dadabe nefa efa nandefa email any fa vofitaka lery fa everiny fa sipa toi ..!!!hounnn...
15. dadabe ( 28/09/2012 02:07)
ouayy leuleu ...
16. BRIOCHE ( 10/10/2012 14:06)
Resao @ Jeso ny olananao de hovahany, fa raha olona iresahanao iomehezany fotsiny enao, de fosainy eran'izao olona rehetra izao, torohevitra ny ahy fa tena efficace io an! Ny skype ny mivavaha fa vao misokatra ny fonao sy ny vavanao de mihaino izy. Zany ry akama isany a!
17. dadabe ( 28/02/2013 04:48)
efa nataony ka..d efa nivaha ..fa aza entina o anatrehan i andriwui sao mivadika peau ny jaogy
18. BRIOCHE ( 28/02/2013 06:35)

dadabe:

efa nataony ka..d efa nivaha ..fa aza entina o anatrehan i andriwui sao mivadika peau ny jaogy

Mila mandray an'i Jeso ho Tomponao sy mpamonjy anao aloha ianao e!
19. FENOSOA2 ( 26/07/2013 16:52)
Slt?.Fa tsika ato tena andalam_bavy dhl,za lehilahy sa vehivavy zay mahay d omeko surprise e!Zay a!
20. Isabella ( 11/10/2013 07:21)

BRIOCHE:

Resao @ Jeso ny olananao de hovahany, fa raha olona iresahanao iomehezany fotsiny enao, de fosainy eran'izao olona rehetra izao, torohevitra ny ahy fa tena efficace io an! Ny skype ny mivavaha fa vao misokatra ny fonao sy ny vavanao de mihaino izy. Zany ry akama isany a!
(y) j'aime, marina zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1101