Mila fanampiana e!!!!

1. perla ( 18/09/2012 10:22)
Miarahaba ry reto a, sao mba misy afaka manome adiresy ao Bari Italie, ireny karazana confession afaka mi hébergé ireny ianareo? Hanatrika festivale any ny groupe nay dé misy 5 tsy mbola nahazo hebergement ny musiciens dé mitady vahaolana izahay.
Medimex ilay événement, Méditeranean Music Expo.
Na mail kou tsy manin mitsiny. Saotra betsaka.
Perla
novalian'i perla ny 16/05/2013 05:44
2. mirananirina ( 18/09/2012 13:38)
Tsy mahay aho !betsaka ihany ireo any Italie afaka mamaly anao ato
3. perla ( 18/09/2012 14:04)
Merci namaly ny sos.
Araka ny filazan'ny namana mankony dia misy ireny confession catholique ireny afaka mandray dia afaka mi délivré certif hébergement dé izay toerana izay no tsy haiko ka io no mahatonga ahy hiantso vonjy eto amin'ity sera ity.
Raha misy afaka manampy dé tsara be ary isaorana sahady
mirananirina:

Tsy mahay aho !betsaka ihany ireo any Italie afaka mamaly anao ato
4. hadji ( 21/09/2012 15:07)
ilazao i dadabe fa any italie izy
5. andrywui ( 21/09/2012 20:18)

hadji:

ilazao i dadabe fa any italie izy

aiza ary hadji zany !!! dadabe etsy bagnolet na paris 16 e no misy azy e
6. andrywui ( 21/09/2012 20:18)
rahery sefo no any !!!
7. bazylou ( 15/05/2013 22:48)
any barawa misy vovo
8. perla ( 16/05/2013 05:44)
sôtsa bazylou a!!! izany mou zany no atao houé fifanampiana aminao, norma ihany raha toy izao ny firenentsika ô
bazylou:

any barawa misy vovo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0956