faut-il craindre une guerre civile à Madagascar?

1. nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:10)
Maro ireo gazety sy haino aman-jery no milaza izany. Mety hisy ady an-trano "guerre civile"ve eto Madagasikara?
Manasa anao anareo hamaky ny fanazavana mitory fanabeazana ho olom-pirenena omen'ny www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com
Misaotra anareo ampahafantatra izany ho an'ireo namana sy tapaka rehetra.
novalian'i niryna ny 26/09/2012 23:09
2. niryna ( 26/09/2012 23:09)

Quand on ne peut plus compter sur les Forces Armées actuelles (devenues complices d'une fausse transition et le temps de restructurer) ni sur la sagesse de la Religion cassée par le livreur de lait Ravalomanana exilé en Afrique du sud, ce sont les divergences des intéréts des pays étrangers qui veulent prendre les richesses à Madagascar qui cassent les Institutions à Madagascar et évincent vers une guerre civile à partir de trois personnes instrumentalisées Messieurs Le (D.J qui n'a pas fait des études) Andry Rajoelina - (Le manipulateur de l'escroquerie du Code électoral et de la Constitution) Norbert Lala Ratsirahonanana et (le livreur de lait qui n'a pas fat des études) en exile Afrique du sud Ravalomanana . Le résultat sera limpide.
Les Malagasy vont s'entretuer pendant que la richesse de Madagascar sera encore et toujours pillée par et pour ces mémes pays étrangers. L'histoire nous enseigne que ces pays étrangers sont méme capables de nous vendre à crédit (pour plus de dettes) des armes et des mercenaires pour que « les malagasy s'entretuent naïvement » tout en envoyant les casques bleus, le temps de préparer la prochaine élection toujours par la corruption d'un nouveau Président malagasy inculte, sans vision et un Premier ministre "un lapin sorti d'un chapeau" des ministres nommés par des pays étrangers pour servir leurs intéréts...mais pour plus d'appauvrissement pour Madagascar et les "taranaka" Malagasy.



Hianao miteny io izany dia tena mihevitra sahady fa ahavita azy sy manana fahaizana no sady nandalina izany hoe ahoana ny fomba fitondrana firenena izany ?


L'UNIQUE SOLUTION est :
La REFONDATION pour un modèle d'Institution, de gouvernance et une présidence par et pour les intéréts de Madagascar.
Le cadrage pédagogique, juridique et sévère des élections et des partis politiques (52 années livrés à la pourriture du financement occulte de la corruption par et pour les pays étrangers).
Conformément à mes déclarations dans mon livre en malagasy publié à Madagascar, je suis prét à tout moment à présider la FIN de la HATransition actuelle et en méme temps la refondation des Institutions avec des malagasy de haute technicité et de compétences.
le REPOSITIONNEMENT des pays étrangers qui ne doivent plus empoisonner financièrement les élections et les partis politiques à Madagascar.
Une meilleure REPRISE EN MAIN des richesses nationales.
Le rejet et la MISE A L’ÉCART de toutes les personnes malagasy responsables de ces défaillances et de la mise en danger de guerre civile actuelle à Madagascar( Ratsiraka, Zafy, Ravalomanana, Manandafy, Andry Rajoelina, Norbert Lala Ratsirahonana, les CST et les CT... qui dilapident sans scrupule, le budget de l'Etat).
Pr Johnson Jacky THAÏNA




Ttoa misy olona mitady hilatsaka ho fidiana sahady ato izany an,Kanefa na ny anarany aza hafaha .Hialako tsiny fa izay no fandraisako azy


==============================================================================
Maninona rehefa tena latsaka an-katerena isika tsy fongorana hiala any daholo ireo mpamadika palitao rehetra ireo e. Tafiditra amin'izany ireo miaramila sy polisy ary zandary manao politika ireo? Ny omby ,ny fandriampalenama ,ny fiarovana ny vahoaka no andraikitra misy azy ireo fa tsy ny fitondrana firenena.Ny zavatra tsy hay aza likilikiana ,Izay kely hay sy noratovana no ataovy mafy orona fa aleo ho an'izay nandalina azy izany.Aza tsabatsabahana daholo hoy aho izay tsy andraikitry ny tena fa tsy misy zava-bita sy vanona ary mandeha amin'izay tokony ho izy ny fiainambahoaka.
Aleo ho an'ny tanora amin'izay ny fitondrana ary aleo koa samy hampamoaka ny farim-pahaizany amin'izany fa misy amin'ireo na CEPE aza tsy ananany fa raha vava izy dia manana sy izay rehetra nanaongam-panjakana dia tsy maintsy omena seza e!
Fongory hatrany amin'ny seranan-tsambo sy ny firamanidina indrindra indrindra fa any no tena lavaka.IIreo mpamoaka entana ,ny lehibeny sy ny mpiasana rehetra ,jereo fa manana villa sy fiara 4x4 ary fitanterana avokoa izy ireo ary dia miala rehefa ho tratra .Ireo no manana zo mamoaka ny harem-bem-pirenena sy mampiditra ny fiaran'ireo vahiny mipetraka eto amintsika amin'ny fanomezana fiara ho azy. Avelao amin'izay hivaky barara eo ny resaka fa tena leom-boanana izahay e Sady tsy menatra fa sahy mivadika avokoa izay tonga eo? Tena leony tanteraka ny famadihana ,fangalarana,fivarotana ny harem-pirenena ,fivarotana tanindrazana , ny fidiran'ny vahiny sinoa,karana ,frantsay sy amerikana ,ny tavaratra, sns izay tsy voatanisa,,amin'ny hoe fanampiana aho hoe , ny olona .
Izay rehetra miseho azy manana ambimbava any amin'ny taniny any dia mitady hiverina hanjanaka ny firenen'ny tena .Iza tokoa moa no tsy nilaza hoe izao no ataoko raha izaho no tonga eo? Kanefa ve dia nisy nanaraka izany ? tsy ny paosiny,ny havany,ny firenena no amidiny?
Tonga daholo izao adala tsy hendry rehetra izao mitrandraka ny tanintsika.Aiza koa no hisy firenena izay tonga dia mahazo taratasy mipetraka sy manao bizz raha tsy eto amintsika.Voavidin'ny vola euro kely ilay gasikara dia mody hoe manampy ny malagasy amin'izao sy izao izahay kanefa zavatra hafa ny ao ambadika .Tssss

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3626