faut-il craindre une Guerre civile à Madagascar?

1. nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:04)
Misy ireo haino aman-jery (gazty) milaza hoe mety hisy ady an-trano "guerre civile" hono ve eto Madagasikara?
manasa anao hijery ny fanazavana momba izany ary mitory fanabeazana ho olom-pirenena ny Pr Johnson Jacky THAÏNA www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.com na avy eo amin'ny Google mivantana. Natao teny frantsay izy io fa mbola hatao teny malagasy tsy ho ela.
Misaotra anao anareo ampahafantatra izany.
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/08/2013 23:19
2. ZAKAIOSY ( 06/08/2013 23:19)
Tsy mila mamaky akory an'izay voasoratra aho dia hamaly ny fanontaniana : TSIA, tsy nisy ary tsy hisy mihitsy izany "guerre civile" izany eto Madagasikara. Tsy manana an'izany kolontsaina mifamono an-toerana izany ny gasy. Ny nisy teto dia DAHALO POLITIKA manana basy namono gasy mba hahafahana mangoron-karena, dia niaro tena ny gasy ka nandositra na niala (na hiala) ihany ny DAHALO POLITIKA (1972, 1991, 2002, 2009)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2519