Programme Fampianarana Iaire sy IIaire

1. Kotozafy2012 ( 08/09/2012 14:35)
Ao anatin'ny fivoahan'ny lisitry ny afaka Seconde isika izao izay hita fa vitsy dia vitsy raha ny aty Ambatondrazaka manokana. Lasa ihany ny saina mijery ny lesona ao @ taranja Histo-Géo sy ny Malagasy. Soso-kevitra: Maninona moa raha fehezina @ tantaram-pirenena sy Géographie-n'i Madagasikara ny programme fampianarana Histo-Géo ho an'ireo kilasy 3è ny midina? Mahakasika ny taranja Malagasy indray dia tokony manana " notions " mikasika ny rakibolana sy ny fomban-tany (tera-bao, fora-zaza, fanambadiana, fahafatesana, famadihana) @ faritra 22. Tsy manam-bany ny kilasy 3è ny midina ny tenako fa tsy aleo ve aloha fehezina ny an'ny tena dia manomboka @ kilasy seconde indray mba mandalina ny iraisam-pirenena e.
novalian'i ral_ ny 22/09/2012 11:35
2. ral_ ( 22/09/2012 11:35)
Miarahaba tompoko,

Liana mba te hahafantatra ny tenanay hoe inona moa amin'izzao fotoana izao no ampianarina ny tanora kilasy hanala bepc sy seconde amin'ireo taranja roa ireo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224