Soa mihevitra - avy tao @ gazety

1. Veloo ( 06/09/2012 19:32)
Sao mihevitra

Ny fanaovana herisetra

Dia manam-petra

Tsy refesi-mandidy

Hioty mangidy

Hisy fiafarany

Tsy loza aman-tany

Ny miseho be sandry

Ny sainy tsy tafandry

Saro-tahotra aok’izany

Mamoron-dainga ny fiafarany

Hatao izay tetika handetehana

Izay tsy mitombina an-kamehana

Fa angaha ny Malagasy adala

Heverina ho tsy mahalala

Sinema handrebirebena

Hifikirana ny harena

Azo amin’ny fitaka sy alahelo

Miomana fa hivadika ho helo

Sao mihevitra fa ho vita mora foana

Ireo ratsy nafafy aman-taona
novalian'i dadabe ny 20/09/2012 02:17
2. dadabe ( 09/09/2012 18:32)
merciii eeeeeeeeeee

hay toi mahay ady rima


ry sombiniaiko tsy mety simba


ilay nofinofy tao antsainao


nalefa ho an ny manakatao

tsy ho kivy tsy ho reraka ny foko

isanandro misaina antsokosoko

ny momba anao ry taniko

ny hanasoa anao izay no tena MAMIKO

DADABE
3. Veloo ( 10/09/2012 14:59)
dadabe a an!

tsy za no nanao an'io ka, itako mba tsara dia mba natao teto leuleu hihihihih

ela no tena mahay ko clap clap clap! mbola tsy manadino ny tena gasy bedada leuleu ...:-)
4. dadabe ( 16/09/2012 11:25)
gasy ray gasy reny kleuleu
5. mirananirina ( 18/09/2012 13:41)
Tsara ilay izy
6. hadji ( 19/09/2012 14:41)
TSARA FA TOHIZO E
7. Veloo ( 19/09/2012 16:32)

hadji:

TSARA FA TOHIZO E


Misaotra daholo ooooo

bedada a! marina zany kleu leu leu hihihihi
8. dadabe ( 20/09/2012 02:17)
eny kleuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5058